Fiteny Ainô

Ny fiteny ainon' i Hokkaido, izay atsoina fotsiny hoe fiteny aino, dia fiteny ampiasain' ny zokiolona vitsivitsy amin' ny vahoaka Aino ao Hokkaido, amin' ny tapany avaratr' i Japàna.

Ao amin' ny fianakaviam-piteny aino ity fiteny ity, izay heverina ho fianakaviam-piteny manirery, tsy misy ny marimaritra iraisana eo amin' ny manam-pahaiana momba ny fiaviany. Sokajin' ny UNESCO Atlas of the World's Languages ​​​​in Danger ho fiteny tandindonin-doza izy.

Hatramin' ny taonjato faha-20, ireo fiteny aino (fiteny ainon' i Hokkaido sy fiteny ainon' i Kuril ary fiteny ainon' i Sakhalin izay efa maty na an-dalam-pahafatesana ankehitriny) dia notenenina nanerana an' i Hokkaido, amin' ny tapany atsimon' ny nosy Sakhalin ary tao amin' ny nosy Kuril. Noho ny pôlitikan' ny fanjanahantany nampiasain' ny governemanta japôney dia nihena ny isan' ny miteny ainô hôkaidô tamin' ny taonjato faha-20, ary efa andalam-pahafatesana izy izao. Vitsy dia vitsy ny zokiolona mbola miteny tsara an’ ilay fiteny, na dia misy ny ezaka hamelona azy.

Jereo koa

Fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny aino:

  • Fiteny ainon' i Hokkaido
  • Fiteny ainon' i Kuril
  • Fiteny ainon' i Sakhalin

Fiteny ao Japàna:

Tags:

Fiteny manireryJapàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Pablo PicassoTsirintenyAndriamasinavalonaFerenc AndrásAndrianampoinimerinaKabary am-panambadianaTantaran'i MadagasikaraVintana (finoan-drazana malagasy)AlakaosyKanaana (faritra)KabaryRajoelina AndryVoronaAsorotanyMalakiaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoSampan-tenyFiteny araboVondrona EorôpeanaFanandroanaCurrent eventsFivavahan-drazana malagasyFiteny kasmiryFanekem-pinoana apôstôlika31 MartsaAmpiposahana (faritra)FototenyConstantin StanislavskiAntanosyFaritra eto MadagasikaraAngleteraTenerifeMikeaWikiBokin' ny SalamoRégis Rajemisa RaolisonAndriamanitra (tokana)IndôneziaOkrainaFanahy (kolontsaina malagasy)NikôtininaRanavalona III14 FebroaryFiteny hebreoKainaVolana (fotoana)HolatraZahaMerkioraAndrianaMpandrindra milinaFaritra MelakyKalandrie litorjika katôlika rômaninaAlahasatyDagestànaFiteny malagasySorona masinaHavatsa-UPEMMpampiankina fehezankevitraMain PageSakramentaKristianisma eto MadagasikaraSokajin-tenyZavaboaryFanatontoloanaWilliam III an'i AngleteraAsombola2001Baiboly amin' ny teny malagasyTendryTodyTorkmenistànaRoman PolanskiAdizaoza🡆 More