Evanjely Armenianan' Ny Fahazazana

Ny Evanjely armenianan' ny Fahazazana dia evanjely apôkrifa voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan' ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan' i Jesoa.

Ahitana lovantsofina itambarany amin' ny Prôtevanjelin' i Jakôba sy ny Evanjelin' i Pseodô-Matio ary ny Evanjelin' ny Fahazazana araka an' i Tômasy ity evanjely ity.

Naka ny andalan-tsoratra tao amin' ny Testamentan' i Adama io boky io ka mamelatra ao amin' ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian' ireo mpanjaka magy izay voatantara amin' ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran' ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiôra) mpanjakan' ny Persiana, sy i Gaspara (na Gasparda) mpanjakan' ny Hindoa, ary i Baltazara mpanjakan' ny Arabo.

Jereo koa

Ireto ny evanjelin' ny fahazazana:

Tags:

Apôkrifan' ny Testamenta VaovaoEvanjelin' i Pseodô-MatioEvanjelin' ny Fahazazana araka an' i TômasyJesoaPrôtevanjelin' i Jakôba

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Thomas BevanTendrontanyIndôneziaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaRainay any an-danitraFiteny bielôrosianaJodasy IskariôtaFatranaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaArthur C. ClarkeEtiôpia1963Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)ViennaLisitry ny gazety ao MadagasikaraBibilavaTetiandro malagasyBokin' i JôbaFHasina (hery tsy hita maso)Mohammad Reza PahlaviSampan-tenyAlemainaRainilaiarivonyFaritra Amoron' i ManiaFanjakan' i MenabeJean NarivonyTantaraGazetyApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyApôkrifan' i JakôbaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFady (malagasy)Atiq RahimiOmbyRazana (finoana malagasy)Kabary tera-baoZanatsoratraAurangzebWiki CommonsArabo (vahoaka)NupediaFanagasianaBlaogyLovantsofinaKapvera188729 SeptambraKanada1993Mpamaritra (fitsipiteny)DumboMediaWikiLalan-jazaFanahyFitsipiteny malagasyMisiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara8 MartsaDistrika eto MadagasikaraAfrikaMenalambaBefandriana-AvaratraAhidamboApôkalipsy voalohan' i JakôbaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika🡆 More