Fanjakan' I Kosy

Ny Fanjakan' i Kosy dia fiantsoan' ny Egiptiana tamin' ny Andro Taloha ny fanjakana izay niorina ao atsimon' i Egipta nanomboka tamin' ny vanimpotoan' ny Empira Volohany.

Izany fanjakana izany dia nanana fahelam-pisiana tsy fahita firy teo amin' ny tantara, izay nipoitra tamin' ny vanimpotoan' ny "kolontsain' ny Vato vao" izay nandroso tao amin' ny lohasahan' i Nily ao Sodàna ankehitriny sy ao Nobia egiptiana. Tsy niankina tamin' ny an' ny Egiptiana taloha ny sivilizasiônan' ny Fanjakan' i Kosy, hatramin' ny taonarivo faha-3 ka hatramin' ny nahazoan' ny Etiôpiana ny faritra nisy azy tamin' ny taonjato faha-4, fa nahaleo tena ka nahitana fandravonana ny kolontsain' ny vahoaka samihafa mpifanolo-bodirindrina aminy, anisan' izany ny Egiptiana. Ireto ny renivohitra nbifandimby tao: i Kerma (taonjato faha-25 -- faha-16 tal. J.K.) sy i Napàta (taonjato faha-8 -- faha-4 tal. J.K.) ary i Meroe (taonjato faha-4 tal. J.K.-- faha-4 taor. J.K.).

Fanjakan' I Kosy
Fanjakana tao Afrika tamin' ny taona 400, ahitana ny Fanjakan' i Kosy.

Jereo koa

Tags:

Andro TalohaEjipta tamin' ny Andro TalohaEmpira Voalohany tao Ejipta tamin' ny Andro TalohaNilyNobiaSodàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ArgetHetraWiki.jp73Tambajotra sôsialy66Chris EvansMasqatBaolina kitraErika LustElefanta afrikanina59Georg Christoph LichtenbergWandignies-HamageGujaratPanossasFamadihanaVoambolanaFitodika fitaovanaChristian HuygensFiteny kikôngôFanjakan' Andriamanitra1970BiôgrafiaRFilôzôfia10VaringarinaISO 3166-1Madagasikara zanatany frantsayTAmerika LatinaAndriamasinavalonaFitodika ataoMCaptain FlamingoHubert TardieuTranonkalaPaska jiosy1965Mari-panaAurora, Colorado95TsỳHans Christian ØrstedIrlandaAgatha ChristieTempoly FaharoaWikipediaFanandroana malagasyNorrois1988Firenena8624Abdellatif FellainiChristchurch.lb19224Baiboly.agUEfijery kasihinaGepardaAntandroy20143MailyInjeniera1972AtibaiaKalandrie hindoa🡆 More