Epistily Nosoratan' I Petera

Ny Epistily nosoratan' i Petera na Epistola nosoratan' i Piera na Taratasy nosoratan' i Piera dia boky roa ao amin' ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly izay lazaina araka ny lovantsofina kristiana fa nosoratan' ny apôstôly Simôna Petera (na Simôna Piera) mpianatr' i Jesoa.

Anisan' ireo atao hoe Epistily katôlika na Epistola katôlika (izany hoe ho an' ny olon-drehetra) ireo taratasy roa ireo. Ireto avy ireo epistily ireo: Epistily voalohany nosoratan' i Petera sy ny Epistily faharoa nosoratan' i Petera. Ny maha-azo itokiana azy ireo dia toherin' ny ankamaroan' ny mpamakafaka ary ny fampandriana azy an-tsoratra dia toa vita tao amin' ny vondrom-piarahamonina lavitra an' i Petera. Ny Epistily voalohany nosoratan' i Petera dia azo inoana fa nosoratana tamin' ny faran' ny taonjato voalohany tao amin' ny fiarahamonina jodeô-kristiana tany Rôma. Ny Epistily faharoa nosoratan' i Petera dia angamba nosoratana tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-2 tao amin' ny fiarahamonina jodeô-kristiana tany Aleksandria.

Jereo koa

Tags:

AleksandriaApôstôly roa ambin' ny foloBaibolyEpistily faharoa nosoratan' i PeteraEpistily katôlikaEpistily voalohany nosoratan' i PeteraFamakafakana ny BaibolyJesoaJodeô-kristianismaPeteraRôma TalohaTestamenta Vaovao

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AngleteraFiteny hebreoRavelonjanaharyMpampiankin-tenyQIT Madagascar MineralsSikidy malagasyDarryl StarbirdMpampitohy tenyTetiandro malagasyBokin' ny OhabolanaGeorges AndriamanantenaAlarobiaKanaana (faritra)Fanekem-pinoana apôstôlikaGrisyAdaoroFitenim-paritra malagasyFiteny tamilyFady (malagasy)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraNjakatianaAnthiyurSaint-Clément, AisneKabaryRanavalona IIISiansa ara-tsôsialyHolatraFanjakan' i Israely (mitambatra)KainaFoko eto MadagasikaraTsirintenyEpistily ho an' ny RômanaMerkioraMpampitohy (fitsipiteny)Faritanin' AntananarivoBetlehemaRégis Rajemisa RaolisonLahatra (finoana malagasy)Vintana (finoan-drazana malagasy)Ma Ying-jeouFisoronana sy fanalana vintanaTolom-bahoaka tamin' ny 1947FransiskaninaMalakiaFirenenaTsikafonkafombazahaTsirinteny sara-droaMatyLisitry ny gazety ao MadagasikaraVictoire RasoamanarivoWikipediaMeyCaliforniaLes PaulTestamenta TalohaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanjakan' AndriamanitraTantaran'i MadagasikaraAlahasatyMikeaMpaminanyTantaran' i MadagasikaraTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMpisolo (fitsipiteny)TerakaFilôzôfiaRadama IIJerosalemaLuciano SpallettiAljeriaRameva🡆 More