Razafindravahy Edgard Marie Noé dia mpandraharaha sy mpanao pôlitika malagasy.
Teraka tamin' ny 25 Jona 1961 tao Antsirabe (faritra Vakinankaratra) izy. Izy no filohan' ny delegasiôna manokan' ny kaominina an-drenivohitr' Antananarivo tamin' ny taona 2009 hatramin' ny taona 2013. Izy no mpanorina sady mpitarika ny antoko "Arche de la Nation" na "Antoka sy Dinan' ny Nosy" (ADN) niforona tamin' ny volana Jolay 2015.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Edgard Razafindravahy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.