Diplômasia

Ny fifampiraharahana iraisam-pirenena na diplômasia dia ny fampiasana ny fahaizana mandanjalanja mba hahazo tombony stratejika, na ny mahita vahaolana azo ifanekena amina olana iray.

Anisan' ny fitaovana diplômatika ny fomba andaharana ny fanambarana mba tsy ifandirana, na amin' ny fomba mahalala fomba. Ny fifampiraharahana iraisam-pirenena dia ny lahateny eo amin' ny firenena roa na mihoatra amin' ny filoham-panjakana. Indraindray, momba ny varotra na ny raharaham-barotra ireo lahateny ireo, ary indraindray momba ny ady sy ny fandriampahalemana izy ireo. Mitranga ny fifampiraharahana iraisam-pirenena rehefa firenena roa na mihoatra no miady.

Diplômasia
Ger van Elk, Symmetry of Diplomacy, 1975, Groninger Museum.

Ny diplômaty dia olona izay nirahina avy any an-toerana, mba hihaona sy hiresaka amin' ny diplômaty avy amin' ny firenena vahiny. Karazana diplômaty manan-danja iray dia antsoina hoe iraka. mipetraka any amin' ny firenena hafa ny iraka, ka dia mahazo mivory amin' ny governemantan' izany firenena izany izy.

Jereo koa

Diplômasia 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fandriam-pahalemanaVarotra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1840FanandroanaFiteny araboOzbekistànaBetlehemaLitorjiaFamadihanaFiteny tamilyTetiandro malagasyLe BouscatFanambadianaMikeaGovernemantaRégis Rajemisa RaolisonIndiaMponina eto MadagasikaraLisitry ny gazety ao MadagasikaraIràkaFifohazana FarihimenaSilamoZanabintanaRenivintanaBokin' ny SalamoGoaikaZanahary (finoan-drazana malagasy)Tontolo iainanaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Mpisolo (fitsipiteny)Kabary am-panambadianaFokom-pirenen' i IsraelyHoratio NelsonFiarakodiaBlaogyBetsimisarakaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSinaFahaterahanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaHoratio Herbert KitchenerAlahamadyCurrent eventsFifohazana (kristianisma malagasy)AndriamenaPaskaFivavahana abrahamikaÔseaniaMeyLibiaBokin' i IsaiaAast, Pyrénées-AtlantiquesBaiboly amin' ny teny malagasyBokin' ny GenesisyVoahiranaFitenim-paritra malagasyTendryBrexitAmpiposahana (faritra)Richard I an'i AngleteraTantaraAsombolaAsaRoandaFilôzôfiaIsaia (mpaminany)MôsikaoPaiso (voany)Tantaran'i MadagasikaraFiraisana ara-nofoHasina (hery tsy hita maso)Amponga🡆 More