Cumulus

Amin'ny fandinihana ny toetr'andro, ny cumulus dia rahona.

Ao amin'ny rihana ambany izy (fofotra < 2 km) fa mety mihakatra amin'ny rihana anivo ary manana hatevina mihoatra ny roa kilometatra. Raha mitsingilahila ny fepetra sy ny lanjan-drivotra manodidina azy, afaka mivadika cumulus congestus manana endrikana tilikambo izy ary mety mivadika cumulonimbus raha mafana ny andro.

Cumulus

Ny cumulus dia rahona manana endrika ho azy manokana ary mora fantatra. Manana endrikana soflera izy, ny fanononana ara-tononkalony dia « ondry mandrahona »

Jereo koa

Rohy ivelany

Cumulus 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

RahonaToetr'andro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ejipta tamin' ny Andro TalohaMananasy (kaominina)DurrësCarentanMosavy (finoana malagasy)TsuyamaMinneapolisJinyBootjack, KaliforniaGorontaloJiosyAntom-pisian'ny olonaMponina eto MadagasikaraSorabeFanjakan' i MenabeValladolidVahao ny OlokoGuelphFizahàn-tanyAndrea FrezzaRetsila1771Culver City, KaliforniaFitampohaRanomasimbe Indiana1790Sadio ManéMuslim b. al-HajjajSacramento, KaliforniaAjmerSamuel Jacob KleinTantaraUsain BoltTailandyAterinetoSahih al-TirmidhiAsa1952Fanambaràna ny hevitry ny nofyOdyAntemoroHéctor ScaroneVondrona EorôpeanaMediaWikiZanak' i IsraelyWilliam KamkwambaCharles XIV John an'i SoedaVendéeJiosy malagasyAdimizana1940BrezilaFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraWayback MachineFanandroana malagasyRepoblikaEmpira SafavidaWilliam III an'i AngleteraMahmoud AbbasJona (volana)Pierre-Emerick AubameyangJavaFizikaKônfesyIsraelyKatsakaKalamaraParthénonEtona voajanahary🡆 More