Boky Faharoan' I Baroka

Ny Boky faharoan' i Baroka dia boky apôkrifa (na pseodepigrafa) jiosy izay heverina fa nosoratana tamin' ny faramparan' ny taonjato voalohany na tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-2, taorian' ny naharavan' ny Tempolin' i Jerosalema tamin' ny taona 70.

I Baroka no heverina ho nanoratra azy. Ny Jiosy sy ny ankamaroan' ny fiangonana kristiana anefa dia tsy mandray azy ho soratra masina. Atao hoe Apôkalipsy siriakan' i Baroka koa io boky io. Ny tapany voalohany, izay lehibe indrindra amin' ny boky (toko 1 - 77), dia tena soratra apôkaliptika tokoa fa ny tapany faharoa (toko 78-87) dia atao hoe Taratasin' i Baroka ho an' ny Foko sivy sy tapany.

Jereo koa

Tags:

Apôkrifan' ny BaibolyBarokaLiteratiora apôkaliptikaPseodepigrafa (prôtestantisma)Soratra MasinaTempolin' i Jerosalema

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

849Praiminisitra malagasyFifohazana FarihimenaFotoanaMerinaMpaminanyAdaloFokom-pirenen' i IsraelyAmpiposahana (faritra)SakramentaMatyFaritra eto Madagasikara1910Kor'anyRazana (finoana malagasy)Epistily nosoratan' i JakôbaFanandroana malagasyMaleziaFanahyKiantenyJohn DaltonFahasalamanaAdy Lehibe FaharoaWilliam III an'i Angletera20201840Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanavakavahanaLanitra (finoana)Constantin StanislavskiAterinetoAdijadyTendryArama (faritra)Fanjakan' i Israely (mitambatra)RenivintanaTsekiaFiteny tataraRoandaJodaismaBenjamin DisraeliHabakokaZanahary (finoan-drazana malagasy)Fiteny tiorkaFanandroanaEpistily ho an' ny RômanaAsaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Anaran'ny mponinaFirenena Mikambana2022AziaAast, Pyrénées-AtlantiquesFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyApôkrifan' ny BaibolyBokin' ny SalamoMerkioraFady (malagasy)BrexitAsombolaFiteny hebreoRasoherinaEtazoniaAlarobiaPaskaTsirintenyOhabolanaFijyLitorjia🡆 More