Ben' Ny Tanàna

Ny ben' ny tanàna dia olona misolo tena ny fahefana ao amin' ny kaominina, lehibe na solontenan' ny fahefana mpanatanteraka eo anivon' ny kaominina.

Ny fifidianana ben' ny tanàna na ny fanendrena azy, ny andraikiny ary ny fahefany dia miovaova arakaraka ny tanàna na firenena. Mety ho tompon' ny fahefana mpanatanteraka eo amin' ny tanàna na vohitra izy, toy ny any Frantsa, ny any Québec (any Kanada) ary ny any New Brunswick (any Kanada) .

Ao amin' ny governemanta misy fitantanana monisipaly, toy ny any amin' ny tanàna sasany any Kanada sy any Etazonia, ny ben' ny tanàna dia tsy manana anjara asa afa-tsy amin' ny arofenitra, satria ny filankevitra no tompon' ny fahefana mpanatanteraka.

Tags:

Fahefana mpanatanterakaKaominina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpandrindra milinaBokin' ny SalamoKongona1840AngleteraAndriamanitra (ankapobeny)NazaretaPaskaTorkiaTobilehibeRepoblika MalagasyEorôpaAnaran'ny mponinaDemôkrasia2022LFilôzôfiaGerd Ganteför849MaleziaÔseaniaDokuWikiAsombolaBenjamin DisraeliVondrona EorôpeanaLambo diaJohannes VermeerHabakabakaFiarakodiaAntananarivoAdaoroMeyFiteny taỳOnitiana RealyFitenim-paritra malagasySikidy malagasyAndriamenaTenerifeIsaia (mpaminany)MassachusettsOsyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AntankaranaZambiaAndrianaOzbekistànaAmpiposahana (faritra)MôsikaoSiansaMark JerrumAntesakaLanitra (finoana)Ma Ying-jeouSadoseoFiteny tiorkaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaSandam-bolaForyHolatraRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaDmitri MedvedevMerkioraFanjakan' ImerinaAlahamadyPaiso (voany)AratraAntambahoakaFifohazana FarihimenaHelsinkiAdy Lehibe Faharoa🡆 More