Antsahadinta

Antsahadinta dia iray amin' ireo tendrombohitra roa ambin' ny folo masina tao amin' ny Fanjakana Merina.

Io toerana io dia nohatsarain' ny mpanjaka Andriamangarira (1725 - 1775), zafikelin' Andriamasinavalona, ​​mpanjakan' Imerina (1675 - 1710). Tao no nisy ny renivohitry ny fanjakana tany amin' ny tapany andrefan' Imerina.

Antsahadinta
Trano fitomiandalana ao anaty rovan' Antsahadinta
Antsahadinta
Trano fiangonana FJKM Antsahadinta

Tao koa nisy ny iray amin' ireo sekolim-panjakana roa ambin' ny folo voalohany naorin' i James Cameron sy ireo misiôneran' ny London Missionary Society (LMS) hafa tamin' ny andron-dRadama I. Ahitana fasana mpanjaka merina maromaro ao.

Jereo koa

Tags:

AndriamangariraAndriamasinavalonaFanjakana MerinaImerina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpisolo tena (fitsipiteny)AdaoroKinshasaFahefana Avon' ny TetezamitaFaritra AnosyMpisolo manontanyJônà (mpaminany)ZazavavindranoAmbrôsio avy any MilanoEtazoniaAzia Atsimo-AtsinananaFanambaràna ny hevitry ny nofyTontolo iainana23 AprilyFitenim-paritra malagasyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Alan TuringPaul CézanneFahagaganaISO 3166-1HiragasySiliaBokin'i HenokaFokom-pirenen' i EfraimaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)BokyWiki Foundation1188IslandySamuel RatanyWikipediaVolafotsyAbidy latinaKilalaoCurrent eventsBanto (vahoaka)Pio IVGidroElamaEvekaValanaretin' ny Covid 19 eto Madagasikara1901FanafodyTazomokaPôlitika eto MadagasikaraBrezilaASiméon RajaonaMaritranoGovernemantaHaihayAsombolaFomban-drazanaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par pays1940Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFiteny indônezianaTaom-baovao malagasyFilistinaGanàAlahamadyEpifaniaZanabintanaFokom-pirenen' i AseraOsyAdy Lehibe FaharoaJohann Balthasar NeumannDokuWikiSihanakaFanalana faditraMerinaWiki🡆 More