Imerimanjaka

Imerimanjaka na Merimanjaka dia iray amin' ireo tendrombohitra roa ambin' ny folo masina tao amin' ny Fanjakana Merina.

Imerimanjaka
Imerimanjaka

Araka ny lovantsofina dia ao Imerimanjaka no misy ny fasan' ny mpanjakavavy vazimba roa Rangita, izay nitondra ny fanjakany tamin' io faritra io, sy Rafohy, renin' i Andriamanelo, mpanjaka voalohany tamin' ny tarana-mpanjaka merina.

Ny fomban' ny Vazimba anefa dia ny mandentika faty anaty rano fa tsy mandevina an-tanety. Rangita sy Rafohy, rehefa maty, dia nampidirina tanaty vatam-paty volamena miendrika lakana, avy eo nalentika tanaty honahona. Misy fasana izay lazaina fa fasan-dRangita anefa ny ao Imerimanjaka .

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Fanjakana Merina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Larry SangerRepoblika MalagasyBabilôniaTwitterKazakstànaAlohotsy39Zhuge LiangAbisiniaSilamoAnjara asa (fitsipiteny)Ry Tanindrazanay malala ôFiteny hindỳFandoro fôsilyMôralyFiteny malagasyFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010Maria MagdalenaTanalaMount Vernon, New YorkBokin'i JosoaTetiandro litorjika kristianaNaoroFivavahana tany Arabia talohan' ny silamoFrantsaMediana (vahoaka)SômaliaHypertext Markup LanguageMacintoshRajoelina Andry8 OktobraRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFiteny birmanaInconfidentesAustin, TexasKongonaAotrisyFivavahana indianaFitiavan-tanindrazanaJohannes JuulDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Lalana (sikidy)AdaloMadrid2005Mobutu Sese SekoAterinetoFanambadianaFanabeazana eto MadagasikaraWikipediaHawaiiTokolera (vahoaka)Fiteny romanianaÔseaniaSaolyKatroJodaismaAdejePeter Carl GoldmarkMartin LoteraAmoritaSigmund FreudAsunciónAllah1901St. ThomasPaskaTriniteFivarotana andevoMaridrefin'ny fotoana ara-jeôlôjikaWilhelm Röntgen🡆 More