Antôniôsy Lehibe

I Antôniôsy Lehibe, izay antsoina hoe Antôniôsy avy any Egipta na Antôniôsy Mpitoka-Monina na Antôniôsy avy any an-tany efitra, dia monka na moanina heverina fa rain' ny fitokana-monina kristiana.

Fantatra amin' ny alalan' ny fitantarana nataon' i Atanasiôsy avy any Aleksandria tamin' ny taona 360 ny fiainany. Teraka tamin' ny taona 251 izy ary maty tamin' ny taona 356 tamin' ny faha-105 taonany, teo am-pelantanan' ny mpianany roa, dia i Makariôsy Zokiny (na Makariôsy avy any Egipta) sy i Amatasy.

Antôniôsy Lehibe
I Antôniôsy Lehibe, sary nataon' i Francisco de Zurbarán.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Atanasiosy avy any Aleksandria

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FitampohaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasySakalavaSiansa ara-tsôsialyWikiTetiandro malagasyTodyFivavahana abrahamikaZanatenyTambintenyIndôneziaRaki-pahalalanaAntankaranaKainaTestamenta TalohaKabary am-panambadianaNjakatianaFahasalamanaHabakabakaVoahirana1910Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Tsindrimandry (fivavahana)Zanahary (finoan-drazana malagasy)Havatsa-UPEMAdy LehibeRégis Rajemisa RaolisonAnaran'ny mponinaLuciano SpallettiFaritany eto MadagasikaraSampan-tenyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)ISO 4217Tobim-pifohazanaRajoelina AndryGaliaRanavalona IIIFaritra MelakyFiteny tataraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AdaoroFifohazana FarihimenaMpampiankina fehezankevitraMediaWikiDistrikan'i MaintiranoHelsinkiFanahy (kolontsaina malagasy)Horatio Herbert KitchenerHasina (hery tsy hita maso)Fanekem-pinoana apôstôlikaParadisa (silamo)Fanjakan' Andriamanitra2022Fahefana mpanatanterakaDidy FoloTorkiaDemôkrasiaAntemoroAsa AkiraDarryl StarbirdAndriamenaLahatra (finoana malagasy)FivavahanaAmpiposahana (faritra)AdaloAntananarivoFiteny betsileoAntambahoakaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaBetsileoMpaminany🡆 More