Andriamanitra Amôna

I Amôna dia iray amin' ny andriamani-dehibe egiptiana, andriamanitry ny tanàna Tebay.

Ny anarany hoe Imen, izay midika hoe "ilay Miafina" dia manambara ny tsy fahafaha-mamantatra ny tena endriny, satria miseho amin' ny endrika maro izy. Ny andriamanitra ambanimbany Amemeta no mpiaraka aminy. Anisan' ny adriamanitra valo tao Hermapôlisy izy. Izy no Imen achâ renou "Amôna maro anarana".

Andriamanitra Amôna
Ny andriamanitra Amôna

Andriamanitry ny rivotra sy ny mpitondra lakana ary indraindray ny fananana anaka i Amôna. Tamin' ny Empira Antenatenany dia nakambana tamin' ny andriamanitra masoandro Ra an' i Heliôpôlisy izay ka naka endrika kambana, dia ny andriamanitra Amôna-Ra.

Tags:

Andriamanitra (ankapobeny)Ejipta tamin' ny Andro TalohaTebay (Ejipta)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sahih MuslimFisoronana sy fanalana vintanaLilleKleôpatra VIIPiSakalavaFitsanganan' i Jesoa ho velonaSahih al-TirmidhiBezanozanoTuriúbaAdolphe ThiersBaianópolisJesoaTexasMontaubanDokuWikiFairmont, MinnesotaAnetzGugnécourtKadurMahmoud AbbasLarreule, Pyrénées-AtlantiquesEzequiel LavezziGorontaloFaritry ny Farihy Lehibe (Afrika)Faritra SofiaHaranita-tsaina voatrolombelonaMokubiloMohamadySodànaKristianisma eto MadagasikaraIbn Hajar al-AsqalaniKatsakaRené DescartesMouthoumetVy Vato SakelikaDiana, Andriambavin'i ValesaMuslim b. al-HajjajGiuseppe VerdiNatoralisma (filôzôfia)Alexandre Ier de RussieMiaramilaFiteny litoanianina1391James RumbaughHenry IV, Emperora Romana MasinaToliaraForyEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaGoogleHenryk KasperczakSadio ManéMerinaThe SimpsonsKabary famangianaSogny-aux-MoulinsMenalambaOlombelonaWilliam III an'i AngleteraKajimirindraQueenFiteny japôneyPiramidaTendro satrokaVanim-potoana kristianaPaul Green🡆 More