Abidy Latina

Ny abidy latina na abidy romana dia abidy ahitana litera fototra miisa 26 sady afaka atao sora-baventy na sora-madinika.

Litera ao amin'ny abidy latina no mamorona ny abidy malagasy amin'izao fotoana izao. Mampiasa io abidy io hanoratany ny fiteniny ny ao Eoropa Andrefana sy Eoropa Avaratra ary Eoropa Afovoany. Mampiasa azy koa ireo firenena ivelan'i Eoropa indrindra ireo firenena nozanahin'ny Eoropeana, isan'izany ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy ny ao Afrika ary ny ao Oseania. Ireto avy ny litera fototra ao amin'ny abidy latina amin'ny endriny soramadinika: a - b - c - d - e - f - g - h - i - j - k - l - m - n - o - p - q - r - s - t - u - v - w - x - y - z. Tamin'ny taona 2002 dia ny 39%n'ny mponina maneran-tany no mampiasa ny abidy latina .

Abidy Latina

Jereo koa

Loharano:

Tags:

AbidyAbidy malagasy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NevadaMadagasikaraFanandroana malagasyWorcester, MassachusettsAntananarivoFiendrika sy fitodikaAnjara (finoana)PoaceaeSolosainaJakartaAndringitraAmbohimangaUlan BatorWiki FoundationBetsileoSinaKôntinentaMadagasikara zanatany frantsayFamoronana (finoana sy fedrà)2005Tantaran' i MadagasikaraTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaDokotraAlahasatyKôràMarovatoRepoblika Demokratika MalagasySorona masinaZanamalataCurrent eventsHasinaNBokin' i IsaiaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraKômôroDistrikan' i SambavaTendrontanyFanjakan' ImerinaFiteny antankarana1993HiragasyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaZorofirarazanaJôbaFiteny bengalySôfia (gnôstisisma)ZôdiakaTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesPentateokaAsombolaLoksemborgaKisarisary ÔfitaFiteny bielôrosianaEôna (gnôstisisma)IzeharaZavamaniryJean-Joseph RabeariveloÔseaniaMpanoritraRanomasimbe PasifikaFilaza mandidyFrantsaHabakabakaRoger ByrneBokin' ny FahendrenaFehezantenyFiangonana zandrinyFitenim-paritra malagasyWuhanToetanin-jana-pehin-tany🡆 More