Fangitra Ara-Jeografia

Ny fangitra ara-jeografia dia ny fangitra amantarana ny teboka eto amin'ny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa misy ny toerana iray, ka miisa telo ireo fangitra ireo, dia ny laharam-pehy sy ny laharan-jara hasina ary ny haavon-toerana.

Matetika dia ampy ny roa voalohany hamantarana ny misy ny toerana iray eto ambonin'ny Tany, izay mety ho tanàna na faritra na zavatra hafa.

Fangitra Ara-Jeografia
Ny laharam-pehy sy ny lahara-jara hasina

Tags:

Haavon-toeranaLaharam-pehyLaharan-jara hasinaPlanetaTanyVolana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Zanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaIndôneziaHaisoratraWayback MachineFameno (fitsipiteny)Fiteny hindỳFanambaràna ny hevitry ny nofyVohitr' andrianaBaiboly amin' ny teny malagasySiansaNDokotraDHasina (hery tsy hita maso)1870MpanoritraZorofirarazanaFiteny sakalavaNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraRepoblika Demokratika MalagasyLahatra (finoana malagasy)19931887Banto (vahoaka)Tovana (fitsipiteny)Dakota AtsimoKônsily Vatikàna IIVoalavo1994FehezantenyKantoBoky ara-tantara (Baiboly)BlaogyMalakiaLalan-jazaFaraoMosavy (finoana malagasy)1973ZafimaniryTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaPaoly (apôstôly)Hasina (zavamaniry)1629ForyAAlex Rodrigo Dias da CostaFiteny betsimisaraka atsimoFLisitry ny filohan' i MadagasikaraJackson PollockGordie HoweMohammad Reza PahlaviHeresiôlôjiaFiteny indônezianaRainay any an-danitraJakartaBokin' i Jôba28 MartsaFiteny antankaranaZanahary (finoan-drazana malagasy)Fiangonana Loterana MalagasyMpampiana-dalànaBokin' i IsaiaÔfitaIsa voasainaZanadralamboBatisma1997Edmund Burke🡆 More