Vy Vato Sakelika

Ny Vy Vato Sakelika dia fikambanana miafina malagasy naorina mpianatra mpitsabo maromaro tamin' ny taona 1913 hanetsika ny fitiavan-tanindrazana.

Nenjehin' ny fahefana mpanjanatany frantsay ny fikambanana tamin' ny taona 1915. Niisa 223 no voasambotra tamin' ny mpikambana tao ary 41 no naiditra am-ponja ka 8 mandra-pahafatiny. Maro ireo mpikambana izay niditra tao amin' ny tafika frantsay sy nandray anjara tamin' ny Ady Lehibe Voalohany mba hialana amin' ny fanenjehana.

Jereo koa

Tags:

Ady Lehibe VoalohanyFitiavan-tanindrazana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fahaizana mamaky sy manoratraAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaRanavalona IMasikoroDavida (mpanjaka)JirofoAmbaliha (Ambanja)Vondrom-pokoAndron'ny TanyFanonganam-panjakanaFaritra VatovavyKilalaoTorkmenistànaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaLouis XVIParisyAntiôkiaTestamenta TalohaFanambaràna ny hevitry ny nofyLiga araboAmbohimangaThéophile SeyrigIndôneziaBaibolyTsimihetyFilistinaParisTontolo iainanaSinemaZivaATalataWiki FoundationPressyWikibolanaAnaranaArktikaMpandrindra milinaHagaraFivarotana andevoTambintenyBootzheimKalandrie GregorianaBokin' i EzekielaSaryBanto (vahoaka)Nikôlà IIIPrôtestantisma1974Jesoa araka ny kristianismaFanasan' ny TompoSamgaraAbdellatif FellainiGregor MendelSoavalyZanabintanaPentekôstaWilliam ShakespeareGoogleAsa AkiraFahotanaFiteny italianaKilalakyKabary famangianaJodaismaFanjanahantanyFitampohaAntankarana🡆 More