Azali Assoumani

I Azali Assoumani dia manamboninahitra miaramila sady olon' ny fitondràm-panjakana kômôriana, teraka tamin' ny 1 Janoary 1959 tao Mitsoudjé.

Nahazo fahefana izy ka lasa filoham-panjakana tamin' ny alalan' ny fanonganam-panjakana nanesorany ny filoham-pirenena mpisolo toerana Tadjidine ben Saïd Massounde tamin' ny 30 Avrily 1999, alohan' ny hahalaniany ho filoham-pirenen' ny Firaisan' i Kômôro tamin' ny taona 2002 sy 2016 ary 2019. Tamin' ny volana Mey 2022 dia nahazo ny fanavahana kôntinantaly ny amboara afrikanina avy amin' ny masoivoho marôkana any Kômoro i Azali Assoumani.

Azali Assoumani
Azali Assoumani

Jereo koa

Tags:

Fanonganam-panjakanaKômôroTadjidine ben Saïd Massounde

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

11 AprilyAnamalahoAdy Lehibe FaharoaFiteny frantsayFomban-drazanaWSakafo malagasyTongolo gasyFanekem-pinoana apôstôlikaEvekaFanavakavaham-bolon-koditraFanahy (kolontsaina malagasy)Testamenta TalohaNizeriaThéophile SeyrigRanavalona IIIWayback MachineFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)Gregor MendelAostraliaMôralyMasikoroNosy LonjoEpifaniaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFehezantenyEuryceros prevostiiFahasalamanaLoteranismaNekao IIFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaRafi-pitantanam-piangonanaFameno (fitsipiteny)Madagasikara2015WikipediaVy Vato SakelikaVolafotsyAndry RajoelinaNekô IIFiteny pôlôneyGovernemantaFidangan' ny vidim-piainanaRova ManjakamiadanaMounir Aziz DaoudAfoWikiHiragasyKatroListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysAndriamaneloWikimaniaTazomokaBielôrosiaSiméon RajaonaKabary famangiana1860BetsileoFivavahana amin' ny razanaFianakavianaGregôrio IXTaom-baovao malagasyFanandroana malagasyAntankaranaEmperora CixiFady (malagasy)Sakramentan' ny filaharanaSinaZivaFiteny malagasy🡆 More