Tsangan-Kevitra 95N' I Lotera

Ny tsangan-kevitra 95n' i Lotera dia fitambaram-pehezankevitra nosoratan' i Martin Lotera mba hitsikerany ny fivarotana indolzansy nataon' ny Fiangonana katôlika rômana izay nomen' ny papa Leo X mba hamatsiam-bola ny fanamboarana ny bazilika Masindahy Piera ao Rôma.

Ilay pretra dôminikana alemàna Johann Tetzel no lohany tamin' izany fivarotana izany.

Tsangan-Kevitra 95N' I Lotera
Kopian'ny tsangan-kevitr' i Lotera

Ny lohatenin' io tsangan-kevitra io amin' ny teny latina dia Disputatio pro declaratione virtutis indulgentiarum.

Araka ny tantara dia izany lahatsoratra izany no niteraka ny Reformasiona na Fanavaozam-pivavahana prôtestanta tao Alemaina. Izany tahirin-kevitra izany dia napetak' i Lotera teo amin' ny varavaran' ny fiangonana Schlosskirche ("fiangonan' ny Olo-Masina") ao Wittemberg (atao hoe Sachsen-Anhalt ankehitriny) tamin' ny 31 Oktobra 1517. Iray andro alohan' ny fetin' ny Olo-Masina izany. Tamin' io 31 Oktobra io dia maro ny olona tonga hitsaoka ny sisan-javatra avy amin' ny maty (relika) mba hampihena ny fotoana hiaretana ao amin' ny afo fandiovana.

Raha tsy iadian-kevitra intsony ny fahamarinan' ny filazana fa i Lotera no nanoratra ilay lahatsoratra, mbola mampiady hevitra ny mpahay tantara raha tena nitranga marina izany zavatra izany.

Tsangan-Kevitra 95N' I Lotera
I Martin Lotera


Tsangan-Kevitra 95N' I Lotera
Ny papa Leo X ny kardinaly roa


Tsangan-Kevitra 95N' I Lotera
Ny Bazilika Md Piera
Tsangan-Kevitra 95N' I Lotera
I Johann Tetzel

Tags:

Bazilika Masindahy PieraIndolzansyJohann TetzelKatôlisismaLeo XMartin LoteraPretraRôma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rosiana (vahoaka)Fiteny finoàKiboboFokom-pirenen' i IsraelyJean Narivony'''Huguette Monestier'''Ireneo avy any LogdanomaWiki CommonsBootjack, KaliforniaFifanakalozan-kevitry ny MpamonjyFanahyFaritany eto MadagasikaraVoninahitra (fivavahana)Arabia SaoditaHaitsikerafitenyFaritra Amoron' i ManiaLalan-jazaTetiandroFiteny indônezianaFanavakavaham-bolon-koditraÔlimpôsy (Torkia)Kanônan' ny BaibolySaolyTestamenta TalohaZairaZanadralamboMartioraArabo (vahoaka)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Kônsily Vatikàna IIKameronaHasina (hery tsy hita maso)1870Ravalomanana MarcTalataHypertext Markup LanguageSabelioHaifisaina sy hetsi-poDPneomatôlôjiaEndolzansyFahaizana mamaky sy manoratraJapànaHaisoratraAlemainaAl-ShahrastaniTeboka roaAdy Lehibe VoalohanySomatraWikipedia2005NederlandyAdimizanaSeiselyRosedale, MississippiMosesyFatranaParashaFlavio GiojaMasikoroFiteny serbaLitorjiaTetiandro malagasyFanjakana MitambatraFiteny malayZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFangitra ara-jeografiaSetianismaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoEtiôpiaTontolo iainanaZorofirarazanaDemôkrasiaBôlivia🡆 More