Leô X

I Leô X dia papa tamin' ny taona 1513 hatramin' ny taona 1521, izay teraka tao Florentia (frantsay: Florence) tamin' ny 11 Desambra 1475 ary maty tamin' ny taona 1521.

Giovanni di Lorenzo de' Medici no tena anarany. Nohosorana ho diakra izy raha mbola 13 taona monja ary voafidy ho papa tamin' ny faha-37 taonany. Nahay nitantana ny raharaha pôlitika anatiny sy ivelany izy. Izy no afaka nanafoana ny fahaleovan-tenan' ny fiangonana katôlikan' i Frantsa (galikanisma) tamin' ny taona 1516.

Leô X
Ny papa Loe X, sary nataon' i Raffaello Sanzio tamin' ny taona 1518 sy 1519.

Nampanamboariny indray ny Bazilika Masindahy Piera dia nitohy ny fivarotana endolzansy mba hamatsiam-bola ny fanamboarana, ka niteraka fanakianana avy amin' ireo mpanitsy fiangonana toa an' i Martin Lotera tamin' ny taona 1517 izany. Izy ilay papa nanameloka ny fampianaran' i Lotera izay noheverina fa fampianaran-diso (na herezia) sady nanongana azy sy ny mpianany tsy ho isan' ny mpino katôlika tamin' ny taona 1520.

Tags:

DiakraFiteny frantsayPapa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Alexander PushkinFiteny pôlôneyFitsanganan' i Jesoa ho velonaMaltaKilalaoSamaritanaPaskaAndriamangariraFiarahamonina894Tantaran' ny kristianismaJack LondonFanjakan' ImerinaZoma masinaFinlandyBrienne-sur-AisneDiana, Andriambavin'i ValesaŌitaEmpira ÔtômànaFJKM Tranovato AmbatonakangaFaritra Atsimo-AndrefanaAlbert EinsteinFanasan-tongotra (fivavahana)Kurt GödelFitampohaSeptoajintaNampula (faritany)Lazaina (fitsipiteny)MôldaviaNederlandyLakandranon' i SuezSokajin-tenyTorkiaVanoFanambaràna ny hevitry ny nofyLa BazeugeSiddhartha GautamaSaolyPalestinaSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaFilioqueDivayIrlandaTsinyFampianaranaSaryNeôplatônismaHelodranon' Ampasindava1782AdijadySodàna AtsimoAndrianaFamakafakana194026 OktobraLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000McMechen, West VirginiaArkeôlôjiaAndron' ny MesiaFaritany eto MadagasikaraSampy (malagasy)FilôzôfiaMozillaMuslim ibn al-HajjajDidy FoloKolontsaina malagasySana'a1927Fiteny rosiana🡆 More