Ny Saoaly dia volana fahafolo ao amin' ny tetiandro mozilmana.
Ny fankalazana ny fetin' ny fahataperan' ny fifadian-kanina na Idy (arabo: عيد الفطر / ʿīd al-fiṭr) amin' ny andro voalohany amin' io volana io no manamarika azy. Manarakaraka ny volana Ramadany ny volana Saoaly. Amin' ny teny arabo dia atao hoe شوّال / Shawwal ny anaran' io volana io. Ny volana Ramadany no eo alohany fa ny volana Doalkidà kosa no manaraka azy.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Saoaly, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.