Ptôlemaiôsy Xiii

I Ptôlemaiôsy XIII, izay atao hoe Ptôlemaiôsy XIII Teôsy Filôpatôra, dia iray amin' ireo farao faraparany tao Egipta tamin' ny andron' ny fitondran' ny dinastia lagida nialoha kely ny vanimpotoana romana.

Nandimby an' i Ptôlemaiôsy XII Neôsy Diônisôsy izy tamin' ny taona 51 tal. J.K. sady niara-nanjaka tamin' i Kleôpatra VII anabaviny sady vadiny. Mbola 13 taona izy raha nandray ny fitondrana. Satria samy mbola kely izy ireo dia ny ministra no tompon-kevitra tamin' ny zavatra maro. Niady tamin' ny anabaviny izy ary nampamono an' i Pômpeio sady niady koa tamin' i Jolio Kaisara alohan' ny hahafatesany raha nandositra. Teraka tamin' ny taona 61 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 47 teo akain' ny tanàna atao hoe Alkama any Egipta. Atao hoe Πτολεμαῖος Θεός Φιλοπάτωρ / Ptolemaĩos Theós Philopátôr izy amin' ny teny grika. Ny hoe Theós Philopátôr dia midika hoe "Andriamanitra tian' ny rainy".

Ptôlemaiôsy Xiii
I Ptôlemaiôsy XIII

Jereo koa

Tags:

Dinastia lagidaEjipta tamin'ny Andro TalohaFaraoFiteny grikaJolio KaisaraKleôpatra VIIPtôlemaiôsy XIIPômpeio

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana nikeanaCharles DietzOhabolanaSunan al-DaraqutniAnjara (finoana)IràkaHernán CrespoMarshall LeffertsMarumsco, VirginiaGranges-sur-AubeWash WestTeôlôjia dôgmatikaJa'far al-SâdiqKatowiceFanjakan' Imerina139116 FebroaryMichiganSadio ManéMahmoud AbbasSorona masinaSakalavaVendéeFikomian' i Bar KokhbaJava AtsinananaTokugawa IeyasuMadonnaEkaterina IIJiosyGregoriosy avy any NisaAl-MuwattaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaBoky fahatelon' i HenôkaBahaismaWilliam KamkwambaAfrikaVato RosettaAogostino avy any HipônaVondrona EorôpeanaAuburn, AlabamaJesoa ara-tantaraAb BarMediaWikiEjipta tamin'ny Andro TalohaEsenianaBogotáFampakaram-badyBaibolyJodasy IskariôtaYom KippurVolana (fotoana)HetraTsinyHypertext Markup LanguageFanekem-pinoana apôstôlikaFatidraBatisaTafi-Piarovan' i IsraelySilamo1989Fanjakan' i MenabeBratislavaAlexandre Ier de RussieDebianDavid PizarroAntefasyKadurFanasan-tongotra (fivavahana)Fiainan-tsi-hita (kristianisma)Puerto RealAntom-pisian'ny olonaTsuyamaJapàna🡆 More