Mpianatr' I Jesoa Fitopolo

Ny mpianatr' i Jesoa roa amby fitopolo na mpianatr' i Jesoa fitopolo na mpianatr' i Jesosy roa amby fitopolo na mpianatr' i Jesosy fitopolo izay nofidin' i Jesoa na Jesosy ka nirahiny ho any amin' ny faritra samihafa mba hitory ny Filazantsara.

Ny lovantsofin' ny Kristiana tandrefana dia manao azy ireo hoe "mpianatra" (amin' ny teny grika: μαθητής / mathētḗs; amin'ny teny latina: discipulus) fa ny Kristiana tantsinanana kosa miantso azy ireo hoe "apôstôly" (grika: ἀπόστολος / apóstolos, izany hoe "iraka"; latina: apostolus). Ny dikan-tenin' ny Baiboly kristiana sasany dia ahitana teny midika hoe "fitopolo" fa ny hafa kosa ahitana teny midika hoe "roa amby fitopolo". Ao amin' ny Evanjelin' i Lioka irery (Lio. 10:1-24) no ahitana ny firesahana azy ireo.

Misy mihevitra, noho izany, fa ny Apôstôly tsirairay dia misahana ny fampianarana mpianatra enina avy, ka mahatonga ny isa ho lasa 84, izany hoe ny Apôstôly 12 miampy ny mpianatra 72.

Jereo koa

Tags:

BaibolyEvanjelin' i LiokaFilazantsaraFiteny grikaJesoaKristianisma TandrefanaKristianisma TatsinananaTeny latina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny malaiô-pôlinezianaPaoly (apôstôly)SaonjoHossein SadaghianiOmbyFiteny fôrmôzanaPaiso (voany)AmbohimangaParakyHasinaFanjakana MitambatraTodySôfia (gnôstisisma)AntemoroHaisoratraFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaPoopyZanadralambo1946Fokom-pirenen' i IsraelyFanahy MasinaAnjara (finoana)AntefasyTobilehibe FarihimenaKôrà (zanak' i Esao)KiantenyVorombolaThomas BevanRepoblika MalagasyFatranaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFiteny finoà(103906) 2000 DJ58AlahasatyBaiboly katôlikaFanjakan' i MenabeZanak' OlonaFiteny afrikansaBob DylanBahaismaMarovato1994ItaliaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Ny Sôfian' i Jesoa KristyHasina (zavamaniry)AlakaraboFrantsaFady (malagasy)QIT Madagascar MineralsMasikoroVoalavoJodaismaFiteny malayMpampiankinaJapànaEtiôpiaFanekem-pinoanaMôralyCarl Gustav Jung633Lee Trevino11 NovambraSalavantanin' i GazaWikimaniaRainilaiarivonyIamblikôsy30 St Mary AxeMulbagalTorovintanaFirenenaFiteny masikoro🡆 More