Mopti

I Mopti dia tanàna sady kaominina ao amin' ny faritra afovony any Malỳ, renivohitry ny Faritr' i Mopti.

Mopti
Seranan-tsambon' i Mopti

Eo amin' ny fihaonan' ny ony Niger sy ny renirano Bani no misy an' i Mopti. Noho izany dia seranan-tsambo mavitrika izy amin' ny fitaterana olona sy ny entana. Toeram-panamborana sambo lehibe eny amoron’ ny ony koa izy, izay ahitana mpanao asa tanana maro mpanamboatra lakana.

Tamin' ny taona 2021 dia nisy mponina efa ho 265 000 eo ho eo izy, avy amin' ny foko samihafa: Bôzô, Folany, Sôngay, Bambara, Dôgôna, Maraka, Toarega ary Môsy vitsy, izay miara-miaina am-pilaminana.

Jereo koa

Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou

Tags:

Malỳ

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KiantenyVoronaKristianisma eto MadagasikaraAsombolaFaritra eto MadagasikaraMpamari-toetraFokom-pirenen' i IsraelyFamonjenaZambiaSiddhartha GautamaWiki CommonsTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaRasoherinaApôkrifan' ny BaibolyAsorotanyAljeriaIsaia (mpaminany)Lahatra (finoana malagasy)KristianinaFiteny tamilyTodyAnaran'ny mponinaFiarahamonina31 MartsaMpaminanyIngosetiaJirofoFanjakan' AndriamanitraRy Tanindrazanay malala ôVoahirana849SiansaWikiMediaWikiGrisySoisaIndôneziaMarovatoOhabolanaAlahamadyDemôkrasiaFaritanin' AntananarivoAdaloPôlitika eto MadagasikaraKazakstàna1968Wayback MachineBlaogyAlakaraboAndrianaNôvambraBokin' i EzekielaTondra-dranoArama (faritra)Faritra ItasyKalandrie litorjika katôlika rômaninaMadagasikaraAntanosySiansa ara-tsôsialyFanjakan' i Israely (mitambatra)TsirintenyAndriamanitra (ankapobeny)MassachusettsFiraisana ara-nofoHarin-karena faobeFahababoana tany BabilônaSôlômônaAostraliaTantaran' ny kristianismaRepoblika Malagasy🡆 More