Vahoaka Folany

Ny Folany na Peola na Folbe na Fola na Hilany dia vahoaka afrikana miely amin' ny faritra midadasika indrindra ao Sahel sy ao Afrika Andrefana, hatrany amin' ny morontsiraky ny Ranomasimbe Atlantika ka hatrany Tsady ary hatrany Kamerona ka hatrany amin' ny Repoblikan' i Afrika Afovoany.

Ny Folany dia mety ho mpiompy mandehandeha na sady mpiompy no mpamboly.

Vahoaka Folany
Vehivavy folany ao Nizera

Faritra midadasika no onenan' izy ireo hatrany atsinanana ka hatrany andrefana ao atsimon' i Sahara. Miparitaka toy ny antoko-nosy izy ireo ka matetika ny zana-bondrona tsirairay dia tsy misy fifandraisana. Ireto avy ny firenena ahitana ny Folany: Benîno, Borkina Fasô, Eritrea, Ganà, Ginea, Ginea Bisao, Kamerona, Kôtidivoara, Maly, Maoritania, Nizera, Nizeria, Repoblikan' i Afrika Afovoany, Senegaly, Gambia, Siera Leôna, Sodàna, Sodàna Atsimo, Tôgô ary Tsady.

Miisa any amin' ny 35 tapitrisa any ho any ny Folany. Ny fiteny fola na folany no fitenin' ny ankamaroan' izy ireo. Ny fivavahana silamo no fivavahan' ny ankamaroany.

Tags:

Afrika AndrefanaKameronaRanomasimbe AtlantikaRepoblikan'i Afrika AfovoanySahelyTsady

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AzôtaFambolenaHosodokoTantaraAmbohimangaHarin-karena faobeAntemoroHasanabad, ReyTestamenta VaovaoAmerika AtsimoEzekielaLloyd KaufmanNelson MandelaAbkaziaAntom-pisian'ny olonaOlombelonaRabatLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyMpisolo (fitsipiteny)PelikanaFiteny siriakaRepoblika Demokratika Malagasy9 MartsaEorôpaAntevatoAhidamboBaraFoko eto MadagasikaraFanahy (kolontsaina malagasy)1744FitampohaTetiandro gregôrianaAngatra (lolo)Tetiandro malagasyPer Brinch HansenFahababoana tany BabilônaApôlinarismaBretagne-d'ArmagnacKor'anyAngôvoSokyGoogleRôma TalohaMôsikaoAfrika Afovoany800Ranavalona IAl-BiruniMatoatoaAdaoroBolgaria6 AogositraIsaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaGregoriosy avy any NisaImmanuel KantSeha-pihariana faharoaAngatra (aretina)Kristianisma eto MadagasikaraVaryFahitalavitraBaiboly katôlika439UFaritra AnalamangaDokuWikiHiram-pirenenaFirenenaBatisaTorkiaVolamenaZavakanto1603Bokin' i Daniela🡆 More