Kônsilin' I Rôma Tamin' Ny Taona 382

Ny kônsily tao Rôma tamin' ny taona 382 dia kônsily novorin' ny papa Damaso I tao Rôma tamin' ny taona 382.

Telo ihany ny eveka telo ihany avy amin' ny fiangonana tatsinanana no nanatrika. Ny eveka tatsinanana sisa dia nandray anjara tamin' ny kônsily nampanaovin' ny eperoran' i Atsinanana tao Kônstantinôpla tamin' io taona io ihany, mba hanamafisana ny fanapahan-kevitra tamin' ny kônsily ekiomenika faharoa (ny kônsily voalohany tany Kônstantinôpla). Ity kônsilin' i Rôma ity, izay nanaraka ny hevitr' i Jerôma avy any Stridôna, dia nanameloka ny apôlinarisma izay fampianaram-pinoana mivaona mandà ny natiora maha olombelona tokoa an' i Jesoa Kristy sady niezaka hanangana fiangonana misaraka amin' ny fiangonana ôfisialy.

Kônsilin' I Rôma Tamin' Ny Taona 382
Ny papa Damaso I

Izany kônsily izany no nandraikitra ny kanônan' ny Soratra Masina eken' ny Fiangonana latina, izay nohamafisina nandritra ireo kônsily natao tao Kartazy tamin' ny taona 397 sy 419.

Tags:

ApôlinarismaDamaso IEmpira BizantinaEvekaJerôma avy any StridonaJesoa KristyKônsilyKônsily ekiomenikaKônsily voalohany tao KônstantinôpôlyKônstantinôplaNatiora (teôlôjia)PapaRôma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Estera (ao amin' ny Baiboly)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraKônsily fahatelo tao KônstantinôpôlyAvokavokaKafarnahomaSan FranciscoEmirata Arabo MitambatraAdaoroFanalana faditraFahitana (finoana)Filazantsara araka an' i MatioHasinaFaritra BetsibokaMadagasikaraAnjelyIsaia (mpaminany)TsimihetyBill PaxtonMary ShelleyKilamba-KiaxiFitohananaZakaria (rain' i Joany)Marco BodeAndron' ny AsaFahavaratraParakletoFanambaràna ny hevitry ny nofyRazana (finoana malagasy)VelarantanyZava-manitraMarovatanaFiteny sakalavaSabata (jiosy)Mpisolo fotoanaMatthias CorvinusAnjara asa (fitsipiteny)Andriamasinavalona (foko)FrantsaSilamoRabySingaporoAdijadyJôrdaniaFoko eto MadagasikaraFindayFahaleovantenaFanandroanaAurangzebAndrianampoinimerinaFebroaryWordPressSombin-tantaraBaiboly prôtestantaFiteny kiniaroandaDokuWikiPraiminisitra malagasyBrezilaFilazam-potoana (fitsipiteny)MpanoritraFiangonana Loterana MalagasyDavid RecordonAbdellatif FellainiFanatontoloanaAlahamadyBlaogyGeorges AndriamanantenaAlahasatyRajoelina Andry🡆 More