Eglizy Latina

Ny Eglizy latina na Fiangonana latina dia ny ampahany manaraka ny fomba tandrefana ao amin' ny Fiangonana katôlika ka ny Fiangonana katôlika tatsinanana no ampahany mifameno aminy.

Amin' ny Fiangonana katôlika rehetra dia izy no lehibe indrindra. Izy koa no lehibe indrindra ao amin' ny kristianisma tandrefana. Nampiasa ny fiteny latina izy tamin' ny Andro Antenatenany ka hatra taty aoriana fa tsy ny fiteny grika na hafa. Ny Fiangonana latina isam-pirenena amin' izao fotoana izao dia samy mampiasa ny fiteny eo amin' ny toerana misy azy fa tsy voatery ho ny fiteny latina ihany.

Indraindray koa ny Fingonana latina dia mety hantsoina hoe "Fiangonana tandrefana" na "Fiangonana katôlika rômana" na "Eglizy katôlika rômana". Mahalankalana ihany no iantsoana azy hoe "Fiangonana katôlika tandrefana". Ny hoe "Fiangonana tandrefana" koa dia indraindray mety hanondro avy hatrany ny Fiangonana latina.

Manana ny fehezan-dalàny manokana ny Fiangonana latina, dia ny Lalàna kanônika izay tsy ampiharina amin' ireo Fiangonana katôlika tatsinanana izay manaiky ny fahefan' ny Papa koa.

Jereo koa:

Tags:

Andro AntenatenanyEglizy katôlika rômaninaFiangonana katolika tatsinananaFiteny grikaFiteny latinaKristianisma Tandrefana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Volana (fotoana)FasanaRazafinimanjaka RaketakaRadama VoalohanyFandikan-tenyGeorges AndriamanantenaZon' olombelonaSombin-tantaraMerinaBetsimisarakaDidy FoloFiteny sakalavaFiteny malagasyAziaWiki1997Émile DurkheimFiangonana Loterana MalagasyKhadija al-SalamiRakibolana(28353) ChrisnielsenAurangzebEndrika araka anjara asaFahefana Avon' ny TetezamitaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaAndriamandisoarivoHovaRalamboAnamalahoEorôpaVolamakaFanandroana malagasyFanekem-pinoana apôstôlikaBaibolyMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFilôzôfiaSorabeRalaimongo JeanHBordeauxTsindrimandry (fivavahana)BibyMasikoroShanghaiEpikan' i GilgamesaBiôgrafiaTsy feteza-matyAntsirananaDistrikan'i FianarantsoaMediaWikiAbidyKolontsainaAdijadyTestamenta VaovaoAlohotsyFanjakana MitambatraFahefana mpanatanterakaKameronaFanagasianaBezanozanoPaoly (apôstôly)HasinaPrôtestantisma eto MadagasikaraIowaKabary am-panambadianaKôrea AtsimoBayer 04 LeverkusenFanahy Masina (kristianisma)SôlômônaTantaraTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFiteny kantôneyApôkalipsin' i Petera🡆 More