Zava-Manitra

Ny zava-manitra dia voa, voankazo, faka, hodi-kazo, na zava-maniry hafa ampiasaina voalohany indrindra amin'ny famenoana na fandokoana sakafo.

Ny zava-manitra dia miavaka amin'ny anana, dia ny raviny, ny voninkazo, na ny tahony amin'ny zava-maniry ampiasaina amin'ny hanitra na fanaingoana. Ny zava-manitra indraindray dia ampiasaina amin'ny fitsaboana, fombafomba ara-pivavahana, kosmetika na famokarana menaka manitra.

Zava-Manitra
Zava-manitra

Tags:

FakaVoankazoVoninkazo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FanambadianaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaLisitry ny filohan' i MadagasikaraBokin' ny mpaminany (Baiboly)Abdellatif FellainiFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFiangonana Jesosy MamonjyAmhara (vahoaka)Kalandrie GregorianaSosaRobin WilliamsRaki-pahalalanaMpampitohy (fitsipiteny)RakibolanaNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraJim WynorskiMosavy (finoana malagasy)Fiteny pôrtogeyWikibolanaFrederick BrooksNaoroTetiandro asirianaElliot ShevelBokin'i JosoaAhidamboPierre, South DakotaBokin' i DanielaBokin' i MikàFifohazana ManolotronyTigre (vahoaka)Jimi HendrixFanandroana malagasyFahotana tamin' ny fototra97Didy FoloSingaporoZavakantoFiteny ôksitanaVarotraTsirintenyFiteny anglisyAdam SmithToetanyB. R. AmbedkarFanahy (kolontsaina malagasy)Ranavalona IIIEkoadôraEmpira Asiriana VaovaoCatenoyMaria MagdalenaFanjakana MitambatraJohn Maynard KeynesVikingyJohn DaltonFiteny velonaTaonaSimiaJiosyBetsimisarakaGoogleAndriamanitra (tokana)BetsileoFifandraisan-davitraFamorana1944Austin, TexasAchilleAtenaTetrarkiaFaritra Atsimo-AtsinananaAlex SperaficoBaiboly amin' ny teny malagasy🡆 More