Katharina Von Bora

I Katharina von Bora dia vadin' i Martin Lotera ilay mpanao fiangonana alemàna ary olo-malaza amin' ny Fanavaozana Prôtestanta na Refôrmasiôna.

Teraka tamin' ny 29 Janoary 1499 izy ary maty tamin' ny 20 Desambra 1552. Taorian' ny fanambadiany izy dia nantsoina hoe Katharina Luther, na "die Lutherin" ihany koa. Na dia kely aza ny zava-pantatra momba azy dia matetika izy no heverina ho manan-danja teo amin' ny Refôrmasiôna, satria ny fanambadiany dia nametraka ohatra ho an' ny fiainam-pianakaviana prôtestanta sy ny fanambadian' ny mpitondra fivavahana.

Katharina Von Bora
Katharina von Bora, vadin' i Martin Lotera

Tags:

Fanavaozana prôtestantaMartin Lotera

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Onitiana RealyGeorges AndriamanantenaAntenimieram-pirenenaTobim-pifohazanaSampan-tenyAlahamadyAndriamenaAsombolaFaritra AndroyAmerikaLisitry ny gazety ao MadagasikaraRaozyPaiso (voany)\Le BouscatSôlômônaAast, Pyrénées-AtlantiquesPetra-kevitraTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRanavalona IIILuciano SpallettiWikipediaTobilehibeVorombolaAmbatolampy TsimahafotsySoisaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyVolana (fotoana)Hypertext Markup LanguageIndiaAmpiposahana (faritra)BetlehemaFampianaran-diso (fivavahana)Lisitry ny filohan' i MadagasikaraHabakabakaKilamba-KiaxiVondrona EorôpeanaBrexitBokin' i EzekielaFiarahamoninaDagestànaAdijadyTerakaAngatra (aretina)NikôtininaAdy LehibeAndriamasinavalonaSoratraHasina (zavamaniry)Baiboly amin' ny teny malagasySanta-Vinsanta-sy-GrenadinaFahasalamanaSolombavambahoakaRy Tanindrazanay malala ôFifandraisan-davitraMatyHasinaSiansa ara-tsôsialyTolom-bahoaka tamin' ny 1947Epistily nosoratan' i JakôbaPaskaConstantin StanislavskiNjakatianaFiteny kasmiryFivavahana eto MadagasikaraZanabintanaPraiminisitra malagasyTontolo iainana🡆 More