Fanavaozana prôtestanta

Valim-pikarohana ho an'ny « Fanavaozana prôtestanta » — Wiki Fanavaozana Prôtestanta

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Fanavaozana prôtestanta
    Ny Fanavaozana prôtestanta, izay atao hoe koa Refôrmasiôna na Refôrma na Fanavaozam-piangonana, dia hetsika ara-pivavahana tamin' ny taonjato faha-16...
  • nahitana firehana kristiana maro samihafa izay niala avy amin' ny Fanavaozana prôtestanta loterana sy kalvinista, sady nanomboka tany Alemaina sy Soisa tamin'...
  • Vignette pour Hogônoty
    Frantsa nanomboka tamin' ny andron' ny Fanavaozana Prôtestanta. Mifanohitra amin' izany kosa, ny Prôtestanta any atsinanana amin' i Frantsa, any Alsace...
  • tantara dia maro ny hetsika sy fikambanana kristiana avy amin' ny Fanavaozana prôtestanta nampihatra izany fomba fitondram-piangonana izany. Mampihatra ny...
  • Vignette pour Katharina von Bora
    Lotera ilay mpanao fiangonana alemàna ary olo-malaza amin' ny Fanavaozana Prôtestanta na Refôrmasiôna. Teraka tamin' ny 29 Janoary 1499 izy ary maty...
  • Vignette pour Thomas Cajetan
    ny fanoheran’ ny Katôlika ny fampianaran’ i Martin Lotera sy ny Fanavaozana Prôtestanta fony izy Legatan’ ny papa tany Augsburg, ary anisan’ ny malaza...
  • Vignette pour Loteranisma
    anjara asan' ny fiangonana ny loteranisma. Harena iombonan' ny Fanavaozana prôtestanta ny teôlôjian' i Lotera. Ny anarana hoe loterana dia teny fanaratsiana...
  • Ny Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy dia dikan-tenin' ny Baiboly amin' ny teny malagasy ampiasain' ny fiangonana prôtestanta miteny malagasy amin'...
  • Vignette pour Wittenberg
    amin' ny tantaran' i Martin Lotera sy ny amin' ny fiandohan' ny Fanavaozana Prôtestanta: maro amin' ny tranobe ao aminy, toy ny fiangonan' ny lapa (atao...
  • Vignette pour Kôntra-Refôrma
    ny Refôrmasiona prôtestanta tamin' ny taonjato faha-16. Ny Kôntra-Refôrma dia niseho tao anatin' ny hetahetam-panitsiana sy fanavaozana ara-pivavahana...
  • Vignette pour Johann Eck
    Martin Lotera ary mpiaro ny katôlisisma nandritra ny fiandohan’ ny Fanavaozana Prôtestanta. Mpampianatra tao amin’ ny Oniversiten’ i Ingolstadt izy nanomboka...
  • Vignette pour Poritanisma
    faha-16 sy faha-17, teo amin' ny Fiangonana anglikana, izay nanohitra ny fanavaozana na fantsiana nataon' i Elzabeta I, ka niezaka ny "hanadio" ny Fiangonan'...
  • Vignette pour Fikambanan' ny Benediktina
    fihenana tanjaka mafy, indrindra fa ny fihemorana nandritra ny Fanavaozana Prôtestanta sy ny fanafoanan' ny Revôlisiôna Frantsay ireo kôngregasiôna ireo...
  • Vignette pour Fiangonan' i Nôrvezy
    Ny mpiasam-piangonana dia mpiasam-panjakana nanomboka tamin' ny Fanavaozana prôtestanta ka hatramin' ny taona 2017, taona naha lasa ilay fiangonana ho...
  • Vignette pour Kalvinisma
    firenena maro teo amin’ ny fampivelaran' ireo fotopampianaran’ ny Fanavaozana Prôtestanta dia nanomboka tamin’ izy nanoratra, tamin’ izy dimy amby roapolo...
  • amin' ny fikambanana manana firehana onitariana, nandritra ny Fanavaozana prôtestanta, tamin' ny Taonjaton' ny Fahazavana (taonjato faha-18), sy tao...
  • Vignette pour Strasbourg
    voalohany tao Strasbourg. Nandray anjara lehibe tamin' ny fielezan' ny Fanavaozana prôtestanta (na Refôrmasiôna) io tanàna io. I Strasbourg dia tafiditra tao...
  • Vignette pour Prôtestantisma
    ara-pilazantsara (na Evanjelika) dia indraindray atao hoe anisan' ny Prôtestanta nefa indraindray koa lazaina hoe sampana manokan' ny kristianisma. Laharana...
  • amin' ny lohatenin' ny asasoratra natokan' i Joseph Tracy ho an' ny fanavaozana indray ny fivavahana izay nanomboka tao Britaina Lehibe sy tao amin'...
  • amin' ny Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy na amin' ny Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy (izay efa nisy fanavaozana rahareo) ny mpandika...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1840AdizaozaFanambadianaBokin' i DanielaIràkaKor'any2006FahaterahanaKristianinaRaki-pahalalanaMponina eto MadagasikaraBaraSakalavaTambajotraRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaZahaSydneyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaBokin' ny Salamo2001RavelonjanaharyAmbatolampy TsimahafotsyTsirinteny sara-droaBokin' ny OhabolanaFanahyFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaLuciano SpallettiPaositra MalagasyNRadama IIMassachusettsOsyLes PaulFanekem-pinoana apôstôlikaFiarahamoninaModesto, KaliforniaFiteny tiorkaVondrona EorôpeanaAdimizanaFamadihanaAlakaosyVorombola31 MartsaRepoblika MalagasyVoronaZanatenySiansaGeorges AndriamanantenaAVictoire RasoamanarivoAhidamboAnjara asa (fitsipiteny)AndrianaAmpiposahana (faritra)HelsinkiTsikafonkafombazahaBetlehemaKabaryFaritra AndroyTetiandro malagasyMpampitohy tenyFiteny kirondyJodaismaJerosalemaBokin' i IsaiaAsa AkiraFampianaran-diso (fivavahana)ZambiaQIT Madagascar MineralsJean-Joseph RabeariveloRoandaSaint-Clément, AisneGoaikaOkrainaDagestàna🡆 More