Herôdôtôsy

I Herôdôtôsy dia mpahay tantara sy jeôgrafa ary mpanao pôlitika teraka tamin' ny taona 484 tal.

Herôdôtôsy
Herôdôtôsy
Ankapobeny
Anarana Herôdôtôsy
Teraka 484 tal. J.K.
Maty 425 tal. J.K.
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
  • mpanao asa soratra
  • mpanao politika
  • mpanoratra
Fiainana manokana

J.K. ary maty tamin' ny taona 425 tal. J.K. Atao hoe Ἡρόδοτος / Herodotos ny anarany amin' ny teny grika.

Amin' ny fiheverana azy ho mpahay tantara voalohany dia ataon' i Tsitserô hoe "Rain' ny Tantara" izy noho ny nanoratany ny sanganasa lehibe, dia ny Tantara - atao hoe Fanadihadiana koa, izay miompana amin' ny adin-tafika medika, nefa tsy voafetran' ny fitantarana an' izany ihany: nohazavainy ny anton' ny adin-tafika sady mitantara zavatra hafa mifanindran-dalana izy, momba ny tantara, ny fomban-tany ary ny firenen' ireo mpandray anjara amin' ny ady sy ny firenena maro hafa manodidina an' i Mediteranea, ka mpialoha lalana ireo misahana ny tantaran' ny firenena rehetra izy.

Ny fitantarany ny dia nataony dia andaharana azy ho isan' ny jeôgrafa voalohany ary ny fanazavana nataony ao amin' ny Resaka nifanaovan' i Ôtnesy sy i Megabisy ary i Dariôsy dia isan' ny tahirin-kevitra voalohany marina ahitana fanasarahana sy fampitahana ny karazana fitondram-panjakana (demôkrasia, ôligarsia, mônarsia).

Jereo koa

Rohy ivelany

Herôdôtôsy 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JiosyNosy LonjoFanjakana MitambatraKabaryFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraSamsônaAdy Lehibe VoalohanyAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraFizaràn-taonaApôkalipsin' i Joany22 AprilyAngatra (aretina)AlakaosyAmbohimangaSaolyFanalana faditraLondon Missionary SocietySakafo malagasyFokom-pirenen' i EfraimaGoogleFilistinaHazolahyMôsikaoMasikoroHaisoratraRabibyRepoblika Demôkratikan' i KôngôFoko folo veryFilazam-potoana hoavy28 MartsaSoavalyMpandrindra milinaBibilavaFaritanin' AntananarivoHartford, ConnecticutTongolo gasyKônfirmasiônaGovernemantaTobim-pifohazanaAndrokaAnjara (finoana)Rainay any an-danitra1974EpifaniaKilalakyWikipediaTetiandro litorjika kristianaPattaniPaiso (voany)Fanonganam-panjakanaAdy an-tranoPrôtestantisma eto MadagasikaraAdolf HitlerEuryceros prevostiiAntesakaBokin' ny GenesisyAnjelôlôjiaSamgaraFahazavanaPhoenix, ArizonaAsa AkiraAntemoroISO 3166-1Fokom-pirenen' i SimeônaKabary tera-baoVolana (fotoana)17 Desambra20 SeptambraAsaTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaBokin'i HenokaPapaAndriamangarira🡆 More