Fiteny Gojaraty: Fiteny

Ny fiteny gojaraty (ગુજરાતી / Gujǎrātī) dia fiteny indo-eôropeanina any India.

Io no fiten' ny tompontanin' i Gujarat. Misy olona 46 tapitrisa no miteny gojaraty any India sy maneran-tany. Ny fiteny gojaraty no tenin-drenin' i Mohandas Gandhi sy i Ali Jinnah ary i Sardar Vallabhbhai Patel.

Tantaran'ny fiteny Gujarati

Ny fiteny gojaraty ankehitriny (manan-tsipelina Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, na Gujerathi) dia fiteny avy amin' ny fiteny sanskrity. Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaraty :

Ny fiteny gojaraty taloha

Ny fiteny gojaraty taloha (1100 - 1500) dia razan' ny fiteny gojaraty ankehitriny ary razan' ny fiteny rajastany. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny faritra Gujarat sy any andrefan' ny faritra Rajastan.

Tags:

Fiteny indô-eorôpeaninaGujaratIndia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sômaly (vahoaka)V1892HaikintanaKolontsaina malagasyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AlemainaTetiandro sinoa41Gottfried Wilhelm LeibnizChristian HuygensDa Lat1981Efijery kasihinaAmbohidrabibyRaminiaIsraelyMicrosoft OfficeHerinandroVitsikaUtahEJesoaFangitra ara-jeografiaSeha-pihariana voalohanyM17FajiryKabulSanandajVintanaAndriamangariraWandignies-HamageFiangonana Loterana MalagasyAngatra (aretina)1839Adrian WinterFanjakan' AndriamanitraDokuWikiBob KhannaAdy Lehibe FaharoaChristophe ColombJonathan FrakesFanatontoloanaBazauges47Philadelphia963MerneptàFifohazana (kristianisma malagasy)Nadia ComăneciFahaizana mamaky sy manoratraIsaia (mpaminany)WBJodaismaOgandaÔseaniaUOvidSeillonnaz1970AlahamadyEdmund BurkeAmerika LatinaKabary famangiana.jp1951Kapila mateza4NorroisNioeFandriam-pahalemanaFilôzôfia🡆 More