Vondron-Kintana

Ny vondron-kintana dia toerana ahitana kintana maro dia maro izay nifanakaiky tamin'ny alalan'ny hery vokatry ny lanja (gravity).

Tsy kintana irery akory no misy ao amin'ny vondron-kintana fa ahitana, vovo-kintana, etona, plasma, ary zavatra mainty izay tsy hita maso. Ny isan'ny kintana ao amina vondron-kintana iray dia eo amin'ny folo tapitrisa hatramin'ny roa ambin'ny folo tiriliôna (1012), izay mihodina manodidina ivon-danja iombonana.

Vondron-Kintana
ny Galaksia M51, galaksia olanolana iray

Refesina amin'ny taon-kazavana ny savaivon'ny vondron-kintana iray, eo amin'ny iray hetsy eo ho eo ny savaivon'ny ankamaroan'izy ireo ; ny halaviran'ny vondron-kintana roa dia isaina amin'ny taon-kazavana aman-tapitrisany.

Ny zavatra mainty dia miseho ho 90% ny lanjan'ny vondron-kintan arehetra, mbola vitsy ny fampahalalana ananana mikasika ilay zavatra mainty. Eo anivon'ny ankamaroan'ny vondron-kintana dia ahitana lavaka mainty lehibe izay mamotika ny kintana mandalo eo akaikiny na midona aminy.

Rohy ivelany

Miteny frantsay

Vondron-Kintana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Kintana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SingaporoSannesHantayTetiandroBaiboly prôtestanta amin' ny teny malagasyZakaria (rain' i Joany)Fady (malagasy)FanambadianaFiteny samôrôAnaran-tsamireryFizaràn-taonaRanomasinaRadama VoalohanyVarotraAfrikaSakalavaBaolina kitraAmbohimangaMpisolo fotoanaFanekem-pinoanaKolontsainaEpistemôlôjiaOhabolanaRadama IIFitoriana ny filazantsara1971David RecordonZavakantoMpanampy (fitsipiteny)SaryAngatra (aretina)Didy FoloKanaana (faritra)MpanoritraMesiaTranonkalaFivavahana amin' ny razanaKabary famangianaFiteny betsimisaraka17761983Testamenta TalohaFiteny tsy fantatraTanora Gasy VononaJesoa araka ny kristianismaMari-piatoanaJodaismaBenedikto any NursiaGaliaJirofoStôikianaJeôgrafiaPrôtestantisma eto MadagasikaraVolodymyr ZelenskyParakletoSokajin-tenyFokom-pirenen' i IsraelyXSiansaAdy Lehibe VoalohanyKanelinaLucien Xavier Michel AndrianarahinjakaLogosBatisaHasinaAziaAntananarivoMary ShelleyX-SAMPA29 AogositraHaranita-tsaina voatrolombelonaHavatsa-UPEMApôkalipsin' i JoanyFangitra ara-jeografia🡆 More