Volodymyr Zelensky

I Volodymyr Oleksandrovytch Zelensky dia mpanao pôlitika okrainiana,filohan'i  Okraina, teraka tamin' ny 25 Janoary 1978.

Volodymyr Zelensky
Volodymyr Zelensky
Ankapobeny
Anarana Volodymyr Zelensky
Teraka 25 Janoary 1978
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Volodymyr Zelensky Okraina
Asa :
  • mpanao politika
Fiainana manokana

Atao hoe Володимир Олександрович Зеленський izy amin' ny teny okrainiana.

Volodymyr Zelensky

Mpanao hatsikana, mpamokatra sarimihetsika, mpilalao tantara, mpanoratra senariô, talen-koronantsary ary mpitondra fanjakana okrainiana izy. Izy no filohan' i Okraina nanomboka tamin' ny 20 Mey 2019. Nisongadinan' ny fanafihan' i Rosia an' i Okraina tamin' ny taona 2022 sy ny fitarihany ny fanoherana okrainiana ny fotoam-piasana maha filoham-pirenena azy.

Jereo koa

Rohy ivelany

Volodymyr Zelensky 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny okrainianaOkraina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanahy8 Martsa1866OlombelonaFady (malagasy)SinôgramaEvanjely grikan' ny EjipsianaFihetseham-poIndiaMpaminany lehibeSoratra MasinaAbraham TrembleyApôkalipsy kôptan' i PaolyDemôkrasiaZanadralamboEsôterismaFilipinaHazomangaSiméon RajaonaFiteny indônezianaSalamo faha-37IaldabaôtaRSSArthur C. ClarkeAlahasatyEdmund BurkeSamôaTeôlôjiaBiôgrafiaVorombolaGordie HoweSaryLalan-jazaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFanafodySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)TalataGovernemantaBola (jeômetria)Hossein Sadaghiani(106689) 2000 WW157Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoMahmoud TaleghaniFiangonana Loterana MalagasyFahitalavitraTorovintanaSoson-drivotraBahaismaPakistànaAntefasyGeorges AndriamanantenaSolosainaAnaranaEorôpa Atsimo-AtsinananaANoyelles-sur-SelleFiteny betsimisaraka atsimoMounir Aziz DaoudFameno (fitsipiteny)19 AogositraFaritra BoenyVolana (fotoana)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPennsylvaniaRajoelina AndryEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloRanomasimbe PasifikaLisitry ny gazety ao MadagasikaraTanyMpisolo toerana (fitsipiteny)SeiselyArjentina🡆 More