Fotopampianarana Sy Fanekempihavanana

Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana dia iray amin'ny boky masin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany manampy ny Baiboly sy ny Bokin'i Môrmôna ary ny Voahangy Lafo Vidy.

Atao hoe Doctrine and Covenants izy amin'ny teny anglisy. Amin'ireo Olomasin'ny Andro Farany dia fanangonana fanambaràna vokatry ny tsindrimandry avy amin'Andriamanitra io boky io izay natao hametrahana sy hitantanana ny Fanjakan'Andriamanitra ety an-tany amin'ny Andro Farany.

Araka ny fampianarana dia azo tamin'ny alalan'i Joseph Smith, mpaminany sy filoha voalohan'ny Olomasin'ny Andro Farany, ny ankabeazan'ireo fanambaràna ireo. Misy ny fanampin'ireo fanambaràna ireo izay nampidirin'ny mpadimby toerana azy teo amin'ny fitondrana ny fiangonana taty aoriana.

Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana dia manana ny anjara toerany manokana tsy itoviany amin'ireo boky masina hafa ampiasain'ny Olomasin'ny Andro Farany amin'ny tsy maha fandikan-tenina soratra taloha azy, fa nosoratana tamin'ny vanimpotoan'izao Andro Vaovao izao sady fanomezan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ireo mpaminany izay voafidin'Andriamanitra mba hamerina amin'ny laoniny indray ny Fanjakan'Andriamanitra eto an-tany amin'izao andro diavintsika izao. Ny hampiomana amin'ny Fihavian'i Kristy fanindroany ety an-tany sady hanatanteraka ny tenin'ireo mpaminany tany aloha no tanjon'io boky io.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

BaibolyBokin'i MôrmônaFanjakan'AndriamanitraFiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro FaranyVoahangy Lafo Vidy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JoroRainisoalamboSokajin-tenyPio XAngovo azo havaozinaAsorotanyVondrom-pokoTorkmenistànaTsirinteny sara-droaLiga araboLiberiaPapaISO 3166-1Radama VoalohanyWiki FoundationLoteranismaMpampiankina fehezankevitra11 Aprily16 DesambraSômaliaFanjanahantanyZavaboaryHazolahyNizeriàKabary famangianaLionaFiteny ingrianaRafitra kôneksiônalySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFaditraFokom-pirenen' i BenjaminaAsombolaFanonganam-panjakanaThéophile SeyrigSakramentan' ny filaharanaFahavaratraKinshasaAnjara (finoana)TorkiaApôkalipsin' i JoanyFiteny frantsayMerinaMosavy (finoana malagasy)Johannes GutenbergAnjelôlôjiaLondon Missionary SocietyFiteny soedoà17 DesambraNorwegian Missionary SocietyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AlakaraboTetiandro gregôrianaAterinetoFameno (fitsipiteny)FilôzôfiaAlahamadyToyotaJôsia (mpanjakan' i Jodà)KônfirmasiônaTantaran' i EtazoniaSikidy malagasyAfrika AndrefanaGregôrio IXFaritra Atsimo-Andrefana20 SeptambraSatorinaSamboKilalaoAlohotsyTongolo gasyKalandrie GregorianaFanahy Masina🡆 More