Joseph Smith

I Joseph Smith Jr.

(23 Desambra 1805 - 27 Jiona 1844) dia ilay olona namorona ny fiangonana môrmona. Olona fantatra izy amin' ny fiainana ara-pivavahana sy ara-pôlitika tany Etazonia tamin' ny taona 1830 - 1840.

Joseph Smith
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiangonana ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Joseph Smith
Joseph Smith

Tamin' ny 1830, namoaka ny Bokin' i Môrmôna i Joseph Smith, nilaza izy fa hoe dikan-tenin' ny soratra taloha io boky io, nosoratana tamin' ny takela-bolamena ilay izy ary nomen' ny anjely an' i Joseph Smith izany soratra izany.

Tamin' ny 1830 ihany dia naoriny ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany, ary lasa filohan' io fiangonana io izy avy eo.

Jereo koa

Tags:

18301840EtazoniaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

2001PapaURazana (finoana malagasy)FanisanaSikidy malagasyU2LOklahomaFizaràn-taonaJessica DavenportNestléOmbySeillonnaz1840Georg Christoph LichtenbergFiteny hongarianaTanora Malagasy VononaSaikanosy IberikaFanjakan' Imerina1958Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Famoronana (finoana sy fedrà)Voambolana951922PFajiry1959Fifohazana (kristianisma malagasy)SihanakaTsinyJules VerneMakoa (malagasy)17 FebroaryFriedrich NietzscheXVazimbaYahoo!Herinandro MasinaSampy (malagasy)Bokin' i JôelaAntandroyMailyAndriamanitra (tokana)Tantara ny Andriana eto MadagasikaraTendrombohitra Garizima1980Microsoft OfficeMohammad Reza PahlaviOrel Hershiser1942Portable Document FormatC96Kapila mateza13 DesambraAterinetoEspaina42Seha-pihariana voalohany5ArintanySam MalinLampertheimISO 42171854Wayback MachineLohasahan' ny Hantsana Lehibe1728TR🡆 More