Fiteny Maninka Andrefana

Ny fiteny maninka andrefana na fiteny malinke andrefana dia fiteny mandinga tenenina ao Maly (misy mpiteny miisa 433 000 tamin' ny taona 2009) sy any Senegaly (misy mpiteny miisa 1 300 000 tamin' ny taona 2015) ary any Gambia.

Mifanakaiky amin' ny fiteny maninka andrefana ny fiteny maninka any Kita sy ny fiteny maninka atsinanana. Mifanakaiky aminy koa ny fiteny kasônke any Maly sy ny fiteny mandinka any Gambia.

Tags:

Fiteny kasônkeFiteny mandingaFiteny mandinkaFiteny maninka any KitaFiteny maninka atsinananaGambiaMalỳSenegaly

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZazavavindranoHazolahyTorkiaThéophile SeyrigKalandrie GregorianaAlohotsyBanto (vahoaka)LionaJoro2020Fiteny italianaBokin'i HenokaSinemaNikôlà IIIJirofoFanambadiana22 AprilyVazimbaKaody baraBenoà XVSaonjoFanatitraLiberiaFanagasianaSinaFianakavianaMadagasikaraEorôpa AtsinananaBokyPrôtestantisma eto Madagasikara28 DesambraSonismaTetiandro gregôrianaBaraLalàmpanorenan' i MadagasikaraAlakaosyBetsimisarakaKabary famangianaBaiboly amin' ny teny malagasyAlan TuringBôtsoanaHolger StanislawskiAkohoAndrianampoinimerinaFisoronana sy fanalana vintanaFiteny antandroyKilalakyAmbositraTetiandro litorjika kristianaFiteny ingrianaRepoblika Demokratika MalagasyFanandroanaFaditraKônfirmasiônaAngatra (aretina)Zanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaTamotamoFiteny soedoàAlahasatySôdôma sy GômôraBill Clinton16 DesambraJesoa1862Haifisaina sy hetsi-poTsimihetyRanavalona IIIndôneziaVolahavana Germaine🡆 More