Fiteny Koaniama

Ny fiteny koaniama na ôsikoaniama dia fiteny ôfisialy ao Angôla sy ao Namibia.

Fitenim-paritra nampanarahim-penitra avy amin' ny fiteny ôsivambô izy ary ny mpiteny azy dia mifankahazo fiteny amin' ny mpiteny ndônga (na osidônga), ilay hany fitenim-paritra ôsivambô manana endrika soratana manara-penitra.

Nadika ho amin’ ny teny koaniama ny Baiboly kristiana manontolo ary navoakan' ny nataon’ ny South African Bible Society ("Fikambanana Mampiely Baiboly any Afrika Atsimo") voalohany tamin’ ny taona 1974 tamin’ ny anarana hoe Ombibeli. Namoaka ny Soratra Grika Kristianina (izany hoe ny Testamenta Vaovao) amin' ny teny koaniama ny Vavolombelon' i Jehovah tamin' ny taona 2019, natao pirinty sy azo vakina an-tranonkala.

Jereo koa

Tags:

AngôlaFiteny ndôngaFiteny ôfisialyFiteny ôvambôNamibia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsinyJodaismaWikipedia87G28 Aprily1976Sodina78Jack LemmonJesoa95AdaoroMouchinMpampiankina (fitsipiteny)Misiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara18101990SakalavaMakoa (malagasy)AutricourtSolifaraAlika19181564Bokin'ny Jobily2001ISO 4217Tendrombohitra GarizimaArintanySoson-drivotry ny tanyMaka (any Arabia Saodita)Barbady871SikkimISO 3166-1F1892Elefanta afrikaninaHadiryAgatha Christie200436192856Firaisana ara-nofoJessica DavenportKilometatraDSampy (malagasy).lbAlohotsyR66Skotisma Zazavavy eto MadagasikaraRanomasin'i ArabiaFihafanan'ny tanyInstitut Pasteur eto Madagasikara1855Fokon' i IsraelyFirenena BaltaMpandrindra milinaAlahamadibeMinnesotaWilliam Rowan HamiltonKapila matezaMpampiankina fehezankevitraAndriamasinavalonaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara-2000Fiteny malagasy155951Geparda🡆 More