Fanoharana Ny Amin' Ny Voan-Tsinapy

Ny Fanoharana ny amin' ny voan-tsinapy dia fanoharana nataon' i Jesoa tantaraina ao amin' ireo Filazantsara na Evanjely telo voalohany, dia ny Evanjelin' i Matio (Mat 13.31-32) sy ny Evanjelin' i Marka (Mar 4.30-32), ary ny Evanjelin' i Lioka (Lio 13.18-19), izay anoharana ny Fanjakan' ny Lanitra amin' ny voan-tsinapy novolena ka tonga zavamaniry lehibe.

Ny sinapy resahina eto dia sinapy mainty (Brassica nigra) izay mahatratra 1,2 m rehefa lehibe.

Fanoharana Ny Amin' Ny Voan-Tsinapy
Fanoharana ny amin' ny voan-tsinapy, sary nataon' i par Jan Luyken

Izao ilay lahatsoratra, araka an' i Matio:

Fanoharana Ny Amin' Ny Voan-Tsinapy
Voan-tsinapy mainty efa voavaofy
Fanoharana Ny Amin' Ny Voan-Tsinapy
Sinapy mainty
Fanoharana Ny Amin' Ny Voan-Tsinapy
Voan-tsinapy

31Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan' ny lanitra dia tahaka ny voan-tsinapy izay nalain' olona ka nafafiny tany an-tsahany; 32 fa kely noho ny voa rehetra izy, kanefa rehefa maniry, dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo, dia avy ny voro-manidina ka mitoetra ao amin' ny rantsany. (Mat 13.31-32, Ny Baiboly).

Jereo koa

Tags:

Evanjelin' i LiokaEvanjelin' i MarkaFanjakan' ny LanitraFilazantsara araka an' i MatioFilazantsara sinôptikaJesoaSinapySinapy mainty

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EokaristiaMollasaniFiteny jeôrjianaToetanyFitaovam-piadiana17 MartsaSorabe1771MississaugaLouisianaFiteny hebreoFiangonana Loterana MalagasyFampielezan-kevitraJogailaÔseania25 MartsaWayback MachineJiosy malagasyHetraSodànaAlakaosyRindrankajy wikiMadonnaFanabeazana1964Kabary famangianaAntambahoakaTerakaFandroahana fanahy ratsyTaom-baovao sinoaInstagramTantaran' i MadagasikaraLilleMoussy, MarneGregor Mendel10 MartsaSakalavaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAljeriaSunan Abī DāwudMarylandFanekena VaovaoYom KippurMatyFitiavanaKilalakyTarikh al-TabariKinanaMagiara (vahoaka)AndriamasinavalonaRanomasina MediteraneaFisoronana sy fanalana vintanaPôlinezia FrantsayHoala PersikaTokugawa IeyasuAntemoroEzequiel LavezziLalao OlimpikaMa Ying-jeouDarko LazovićGamal Abdel NasserFirenenaJeôgrafiaWiki FoundationPaskaTafi-Piarovan' i IsraelyEvekaAnjely🡆 More