Anjeva Gara

Anjeva Gara dia kaominina ao amin'ny distrikan'Antananarivo Avaradrano, faritra Analamanga.

Anjeva Gara
Anjeva Gara
Velarantany NC
Isam-ponina 8 279 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Anjeva Gara Madagasikara
Faritany Antananarivo
Faritra Analamanga

Tantara

Jeografia

Eo amin'ny 25 kilometatra eo miantsinanana raha miala an'Antananarivo renivohitra no misy ny kaominina Anjeva Gara. Lalan-tany no mihazo an'Anjeva raha avy ao Ambohimanambola, misy taksiborosy mandeha amin'izany miainga avy eo Ambohijatovo, Antananarivo Renivohitra). Ary lalana godorao raha avy any Ambohimalaza, misy taksiborosy mandeha amin'izany miainga avy eo Mahazo, Antananarivo Renivohitra.

Toe-karena

Lalovan'ny zotran-dalamby Antananarivo-Côte Est ny kaominina Anjeva. Ary ny fisian'ny gara ao no nahatonga ny anarana hoe Anjeva Gara. Ahitana ny OIM na Tannerie d'Anjeva izay orinasa mpanodina hoditra. Ny fambolena no iveloman'ny ankamaroan'ny olona ao Anjeva. Anisan'ny mamatsy anana sy legioma ny faritra Antsinana Anjeva.

Fotodrafitrasa

Ahitana EPP sy CEG.

Fitantanana

Ahitana ny fokontany

  • Ambatofolaka
  • Ambohidrazana
  • Ampahimasina
  • Anjeva gara
  • Anjeva tanana
  • Ankadiefajoro
  • Imaola
  • Imerinkasinina
  • Manohisoa
  • Morarano faliary


Jereo koa

Tags:

Anjeva Gara TantaraAnjeva Gara JeografiaAnjeva Gara Toe-karenaAnjeva Gara FotodrafitrasaAnjeva Gara FitantananaAnjeva Gara Jereo koaAnjeva GaraAnalamangaAntananarivo Avaradrano

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1973Salamo faha-37AmbohimangaTongotraBolokyMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyQIT Madagascar MineralsBridgette KerkoveJodaismaNy Avana RamanantoaninaFiteny rosianaDHasina (hery tsy hita maso)HaitsikerafitenyIzeharaJodasyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô1997Norman BorlaugFiteny hindỳErwin WurmVienna1145KôntinentaLalan-jazaKelsôsyVintanaApôkrifan' i JakôbaFiangonana Loterana MalagasyAl-ShahrastaniJorge GonzálezFiendrika sy fitodikaFisoronana sy fanalana vintanaEsôterismaNoyelles-sur-SelleSihanakaSão PauloArjentinaFatranaKapveraFifanakalozan-kevitry ny MpamonjyÔliva (zavamaniry)VatohandrinaSoedaKônfirmasiôna1974HasinaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMaha virjiny mandrakizay an' i MariaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraFaraoMozikaTontolo iainanaDokuWikiSabelioSakaSinaFPastona (vahoaka)IndôneziaBetsimisarakaGazetyFanavakavaham-bolon-koditraArabo (vahoaka)Abu Mansur al-BaghdadiCarl Gustav JungRainilaiarivonyZavakantoRanomasimbe PasifikaEndolzansyVoronaFomban-drazanaGeorges AndriamanantenaAndriamanitra RayVolana🡆 More