Ambohidrano Atsinanana

Ambohidrano dia vohitra eo avaratra andrefan’ i Fiaferana-Andrianamboninolona.

Nisy maromaro ireo zafikely sy zafiafin’ Andriamasinavalona no nomeny vodivona tany amin’ iny faritra iny dia Andriantompombe tao Ambihidalôna, Rampianala tao Ambatomalaza, Ramarohasina tao Ambohitrakely, ary Ramambahasina nifidy an’Ambohidrano. Taranaka avy amin-dRamambahasina ilay andriandahy nalaza tao natao hoe Andriamasina. Ny raharaha isan’ ny nampalaza ny andriamasinavalona avy ao Ambohidrano atsinanana dia ny mitsara «  manozon-doha amin’ ny fampinomana tangena ».

Ny loharano ao Ambohidrano no fisotron’ ny andriamanjaka aty Antananarivo, noho ny hatsarany fa madio, mamy, mangatsiatsiaka. Misy zohy eo ambany atsimon’ny vohitra, fieren’ny kristianina tamin’ny « Tany maizina ».

Tags:

AndriamasinavalonaAndrianamboninolonaVodivona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ady an-tranoSamsônaAnjara asa (fitsipiteny)RasoherinaAngatra (aretina)MadagasikaraMickey MouseHaintany20 SeptambraValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraForyKuroisoAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFahazavanaFoko folo veryMosavy (finoana malagasy)Fanonganam-panjakanaTantaran' i MadagasikaraNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraVy Vato SakelikaHaisoratraSiliaPrôtestantismaFitampohaAogostino avy any HipônaAdy Lehibe FaharoaZafimaniryFiteny indônezianaPressyOndryFrantsayPaul CézanneFilôzôfiaMasikoroBolokySikidy malagasyTamotamoToyotaAlarobiaSinema2020Ronald ReaganKalandrie sinoaFanahy (kolontsaina malagasy)JirofoDrônaRova ManjakamiadanaTorkiaFokom-pirenen' i Robena28 DesambraBokin' i IsaiaFanahy MasinaFahasalamanaPaoly (apôstôly)Fiangonana zandrinyGregôrio IXIslandyTrombaFitiavan-tanindrazanaFiangonana Loterana MalagasySilamoAlan TuringFiarahamoninaKônfirmasiônaSaryBaiboly amin' ny teny malagasyFiteny malayAnaranaKôngô-BrazzavilleAdolf HitlerFiompianaFanjakana MitambatraMpampiankinaAndry Rajoelina🡆 More