Volana Hebreo Abiba

Ny Abiba na Aviva dia volana voalohany ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona.

Nosoloana ny anarana hoe Nisàna (hebreo: נִיסָן / nisan) ny anaran'io volana io taorian'ny fahababoana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אביב / Aviv na Abib (midika ara-bakiteny hoe "lohataona") ny anaran'io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Marsa sy Avrily. Ny volana Aviva dia voaresaka ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy sy ny Bokin'ny Deoteronomia (Eks. 12.2; 13.4; 23.15; 34.18; Deo. 16.1).

Jereo koa

Tags:

Bokin'ny DeoteronomiaBokin'ny EksodosyFahababoana tany BabilonaFiteny hebreoNisana (volana hebreo)Tetiandro hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny malaiô-pôlinezianaJoroAsa AkiraAfrikaNupediaMpisolo fotoanaAzerbaijànaSokajin-tenyDakota AtsimoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara'''Huguette Monestier'''1971Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEôna (gnôstisisma)Fifandraisan-davitraAdy Lehibe VoalohanyMenalambaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFanalan-jazaFianakaviam-pitenyParashaWikimaniaFandraisanaMasikoroMatioIzeharaKabary tera-baoFiteny rosianaTantaraJohn RussellMohammad Reza PahlaviFiangonana zandrinyZafy AlbertHossein SadaghianiTetiandro malagasyHaifisaina sy hetsi-poHaitsikerafitenyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AlahasatyGeorges AndriamanantenaMpampiana-dalànaGabônaFiteny malayMôralyFaritra SavaFiarahamoninaAndriamasinavalonaPoaceaeZôdiakaTaom-baovao malagasyFiangonana Loterana MalagasySalamon' i SalômônaWorcester, MassachusettsThomas BevanFSugar Land, TexasWikiRuhollah KhomeiniNederlandyTorkiaVazimbaÔseaniaJakartaJodasy IskariôtaFanonganam-panjakanaNoyelles-sur-Selle1885RabibyFiarakodiaPistisy SôfiaEvanjelin' ny Roa ambin' ny Folo1982Current eventsToetanin-jana-pehin-tany🡆 More