Volana Hebreo Etanima

Ny Etanima dia volana fahafito ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona.

Nosoloana ny anarana hoe Tisry (hebreo: תִּשְׁרִי / Tishrí) ny anaran'io volana io taorian'ny fahababoana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֵתָנִים / Ethanim (midika ara-bakiteny hoe "mahery") ny anaran'io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Septambra sy Oktobra. Ny volana Etanima dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 8.2).

Jereo koa

Tags:

Boky voalohan'ny MpanjakaFahababoana tany BabilonaFiteny hebreoTetiandro hebreoTisry (volana hebreo)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TelleceyBetsileoKalifata AbasidaEpistily ho an' ny EfesianaBezahaFitsarana faranyKabary famangianaFiteny bretonaSeranan-tsambo(101318) 1998 SJ151ChicagoFanahy (kolontsaina malagasy)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)TsimihetyDubaiBaiboly amin' ny teny malagasyEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaMaltaMeymandRanavalona IIIgeorges charpentierNenad KrstićFototeny1946AndriamangariraFanatontoloanaSodànaVavak'i ManaseKroazada voalohanyAntambaZebraBob MathiasAndry RajoelinaIndiaKisarisary ÔfitaAziaMpitondra Rano (fanandroana)Konsily voalohany tao KonstantinopolyFaritra AnalamangaSaint-Remy-du-NordGirl TalkFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraRamanantsoa GabrielGovernemanta MalagasyTetezanaFanagasianaVorombolaOlik'aratraCantinAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaKabary am-panambadianaBokin' ny NomeryFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFiavian' i Kristy fanindroanyHasina (zavamaniry)2014South El Monte, KaliforniaTanàn-dehibeAkohoTanandava (Beroroha)FilazantsaraZezikaPasragad Branch'''Thierry Chartroux'''1870BiôgrafiaSafet SušićPoaceaeTantaran' i EtazoniaEsôterisma🡆 More