Volana Hebreo Ziva

Ny Ziva dia volana faharoa ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona.

Nosoloana ny anarana hoe Iara (hebreo: אִייָר‎ /ʾIyyār) ny anaran'io volana io taorian'ny fahababoana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe זיו / Ziv (midika ara-bakiteny hoe "fahazavana") ny anaran'io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Avrily sy May. Ny volana Ziva dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 6.1; 6.37).

Jereo koa

Tags:

Boky voalohan'ny MpanjakaFahababoana tany BabilonaFiteny hebreoIara (volana hebreo)Tetiandro hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AmerikaPôlitika eto MadagasikaraArsène WengerVanim-potoana mesianikaBonneval, Eure-et-LoirTeôlôjian' ny hazo fijalianaLisitr' ireo mpanjaka merinaFanjakan' Imerina5 OktobraPhil JacksonRaúl AlbiolSiberiaLa BazeugeFiteny idisyFamoranaFanandroana malagasyOhabolanaPedro Rodríguez LedesmaSahih MuslimTaboryAprilyFiteny araboAnglikanismaFJKM Tranovato AmbatonakangaLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000SingaporoFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyWordPressSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaInternet ExplorerRSSSiddhartha GautamaMofo tsy misy masirasiraVintana (finoan-drazana malagasy)MaltaMônakô(2984) ChaucerFrancis DrakeSoratraDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Taom-baovao malagasyHuai'anYzeuxHaranita-tsaina voatrolombelonaSukabumiEstôniaGeorges Andriamanantena1587Allemant, MarneKainaEstera (ao amin'ny Baiboly)Hugo ChávezWayback MachineAnaranaRanavalona III530Federico PescettoLambamenaNampula (faritany)Fiteny irlandeyXi'anFitampohaHypertext Markup Language923Andoni GoikoetxeaApôkrifan' ny BaibolyL'Express de MadagascarMenalambaRun Run ShawLisitry ny gazety ao MadagasikaraMouhammad al-BoukhârîFamakafakanaEkôsy🡆 More