Volana Hebreo Bola

Ny Bola dia volana fahafito ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona.

Nosoloana ny anarana hoe Hesvana (hebreo: חֶשְׁוָן / Heshwān) ny anaran'io volana io taorian'ny fahababoana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe Bul ny anaran'io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Oktobra sy Novambra. Ny volana Bola dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 6.38).

Jereo koa

Tags:

Boky voalohan'ny MpanjakaFahababoana tany BabilonaFiteny hebreoHesvana (volana hebreo)Tetiandro hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny betsimisaraka avaratraKameronaVintanaAndriamiseza LucienDidy FoloRabibyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AlahamadyFBaiboly prôtestantaAdy Lehibe FaharoaItaliaKabary am-panambadianaMpisolo manontanyMerinaLambamenaSorona masinaAdy an-tranoApôkalipsin' i StefanaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFaritra Atsimo-AndrefanaBiraom-panisan'i EtazoniaAfrikaFaritany eto MadagasikaraVoronaFiteny frantsayKabaryEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloDavida (mpanjaka)SabelioBokin' ny SalamoTeôlôjiaSodànaAntandroy8 MartsaKiwixSaretyRio de Janeiro (tanàna)Fahaizana mamaky sy manoratraFangitra ara-jeografiaTorovintanaFihetseham-poMôralyBatismaHiragasyFanjakan' i MenabeToetanin-jana-pehin-tanyFady (malagasy)KatrafayFiteny sakalavaWiki FoundationKristianinaDesambraTontolo iainanaMozika malagasyTsindrimandry (fivavahana)1887Fiendrika sy fitodikaWRepoblika Fahefatra (Madagasikara)SarielaSoratraTeboka roaVaryOndryRaki-pahalalanaSamôaEnzo FerrariFiraisana ara-nofo🡆 More