Firamainty

Ny firamainty dia singa ara-tsimia mitondra ny laharana atômika 82 araka ny firaketan' i Mendeleiev, sy ny eva Pb (fanafohezana ny teny latina hoe Plumbum).

Metaly mora volavolaina ny firamainty, izay miloko volombatolalaka manopy manga, izay mihafotsy moramora rehefa mitombo ny ôksizenina ao aminy (izany hoe doroana). Izy no mavesatra indrindra amin' ireo singa marin-toerana. Mitsonika ny firamainty rehefa mahatratra 328° C ny hafanany, ary mangotraka rehefa mahatratra 1 740°C. Manana hakitroka 11,34 izy.

Firamainty
Firamainty

Jereo koa

Tags:

Fiteny latinaÔksizenina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Salavantanin' i GazaAljeriaSamuel RatanyÔbadiaFiteny antefasyBolokyFianakaviam-pitenyAlemainaIreneo avy any LogdanomaFifohazana AnkaramalazaAzerbaijànaNy Avana RamanantoaninaMarovatoHabakabakaBokin' i DanielaFiteny estônianaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraBokin' i Jôba1971FrantsaAbdellatif FellainiKroazadaOmbySoedaFamadihanaKinshasaWBaiboly katôlikaPennsylvaniaAlikaAziaFory1885SaonjoArkôntikaToetanin-jana-pehin-tany189911 NovambraFasismaBoky protokanonikaAfrika29 SeptambraFady (malagasy)Fiteny betsimisaraka atsimoSoratra MasinaTanyFiteny alemànaTorovintanaFiangonana zandrinyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFiraisana ara-nofo1997VorombolaIzeharaFahitalavitraFiteny slôvenaSimôna avy any KirenaBahaismaLitorjiaBaiboly prôtestantaBatisaHaifisaina sy hetsi-poKanadaLôndônaNinheiraMaha virjiny mandrakizay an' i Maria(106689) 2000 WW157Thomas MannJeanne MoreauNederlandyPentateokaFanalana faditra🡆 More