Varahina

Ny varahina dia karazana metaly sady singa simika manana laharana atômika 29 sy eva Cu (avy amin' ny teny latina hoe Cuprum).

Misy varahina voajanahary, izay ilain' ny fahaveloman' ny zavamanana aina, ny sosona ambony amin' ny tany, Ampiasain' ny olombelona amin' ny endrika metaly ny varahina. Afaka mampita aratra sy hafanana tsara ny varahina ka maro samihafa ny fampiasana azy. Ampiasaina amin' ny asa fanorenana koa ny varahina sady afangaro amin' ny metaly hafa. Mora mitsonika ny varahina izay metaly trainainy indrindra amin' ny fampiasan' ny olona azy.

Varahina
Fanohizana fantsona vita amin' ny varahina

Jereo koa

Tags:

AratraMetaly

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny malagasyTeôlôjia dôgmatikaMosavy (finoana malagasy)Epistily ho an' ny RômanaMicrosoft WindowsTanyAntesakaFisoronana sy fanalana vintanaSakalavaAlahamadyQotbabadAntambahoakaDanilo GallinariFanahyFehezantenyAndrianampoinimerinaMatoatoaFiainana aorian' ny fahafatesanaOlombelonaFifohazana AnkaramalazaLavarsTantaran' i AlemainaÔksizenina1737Fanandroana malagasyEtazoniaBenito MussoliniFrantsaHindoismaZone FrancFitsipi-pitenenanaLambamenaTriniteAngôvoBetsimisarakaSokajin-tenyBlaogyLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyTrombaPôlitikaEorôpaRy Tanindrazanay malala ô2006ZakaKataraAdimizanaAzôtaFilazantsara araka an' i LiokaFifohazana (kristianisma malagasy)WikiSeleokosy IFiteny frantsay1942Fanambadiana1417Vanim-potoana kristianaAterineto1826Radama VoalohanySoisaFambolenaAntom-pisian'ny olonaLisitry ny filohan' i MadagasikaraOzbekistànaVaryVolgataRepoblika Demôkratika MalagasyFiteny grikaAlakaosy🡆 More