Teôlôjian' Ny Hazo Fijaliana

Ny teôlôjian' ny hazo fijaliana, izay antsoina koa hoe staorôlôjia, dia sampan' ny teôlôjia kristiana mifototra amin' ny misterin' ny Fanomboana an' i Jesoa Kristy.

Teôlôjian' Ny Hazo Fijaliana
I Kristy eo amin' ny hazo fijaliana (1874), sary nataon' i Léon Bonnat.

Voavolavola manokana ao amin' ny epistily maro nosoratan' i Paoly sy tao amin' ny asasoratr' i Ôrigenesy ny teôlôjian' ny hazo fijaliana. Ny maha-zava-dehibe ny hazo fijaliana dia noheverin' i Martin Lotera, izay namorona ny fomba fiteny tany am-boalohany, amin' ny teny latina hoe theologia crucis. Izany teôlôjia izany dia nitana anjara toerana lehibe teo amin' ny teôlôjia prôtestanta.

Tamin' ny taonjato faha-20 dia nihoatra ny tsy fitovian-kevitra momba ny fieken-keloka io teôlôjian' ny hazo fijaliana io ary nitana toerana ivo teo amin' ny asan' ny teôlôjiana maro toa an' i Hans Urs von Balthasar sy i Karl.

Jereo koa

  • Teôlôjian' ny voninahitra

Tags:

Fanomboana an' i JesoaTeôlôjia kristiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SilamoDavida (mpanjaka)Jôsia (mpanjakan' i Jodà)KinshasaWikipediaForyJMpandrindra milinaGregor MendelFiteny kantôneyFanambaràna ny hevitry ny nofyFanahy (kolontsaina malagasy)Faritra AnosyJirofoLionaAlahamadyThéophile SeyrigFamadihanaFilistinaFiarahamoninaHolger StanislawskiMahafalyEuryceros prevostiiZivaLalànaBill ClintonGidroJodaismaFiraisana ara-nofoTorkmenistànaAndriamasinavalonaGregôrio IXAlakaraboWMohamady1860Pio XAljeriaFokom-pirenen' i EfraimaAJesoa araka ny kristianismaMarc RavalomananaLahatraJoroPapaLondon Missionary SocietyMetodismaGuangdongTobim-pifohazanaTetiandro etiopianaTetiandro malagasySamgaraFiteny anglisyVy Vato SakelikaFivavahan-drazana malagasyFady (malagasy)Kristianina28 DesambraJobilyFitiavan-tanindrazanaHaifisaina sy hetsi-poKalandrie sinoaAdy an-tranoRonald ReaganBokin' ny GenesisyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPaul CézanneBaraFiteny malay🡆 More