Ralambovitaony

Ralambovitaony, izay nantsoina fotsiny hoe Ralambo, dia mpanjaka betsileo, mpanorina ny Fanjakan' Isandra, nanjaka tamin' ny taona 1710 ka hatramin' ny 1730.

Zafikelin' ny mpanjaka Andrianantara tao Manandriana sady zanak' olo-mpiray tam-po tamin-dRahasimanarivo izay mpanorina ny fanjakana mitambatra ao Lalangina Vohibato izy.

Noroahin-drainy sy ireo rahalahiny Ralambovitaony noho ny toetrany tsy zaka. Raha ny marina dia andriana tanora be korontana Ralambovitaony. Izany no nagafagany nahazo faritany midadasika, ka nanomenazana azy ny anaram-bositra hoe Vitaony, noho ny fahasahiany. Indray andro dia afaka niampita an' i Matsiatra tao anaty tondra-drano izy, nifikitra tamin' ny vahy. Novan-dRalambovitaony ny anaran' ilay renirano Volovandana namakivaky ny fanjakany, ka nantsoiny hoe Isandra.

Tags:

BetsileoManandriana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SaonjoFizaràn-taonaPaul CézanneGidroSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanekem-pinoanaAntemoroRepoblikan' i KôngôAdaoroKolontsaina malagasyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraBanto (vahoaka)Ronald ReaganLouis XVIKinshasaFamoranaStridônaMayotteFilazam-potoana hoavyMpandrindra milinaDiamangaFiteny ingrianaKilalaoFivarotana andevoZafisoroTsirinteny sara-droaRepoblika Demôkratikan' i KôngôIsaia (mpaminany)JirofoTorkiaZanabintanaPapaBokin' i JôsoaTsimihetyFanekem-pinoana atanazianaPattaniBaiboly amin' ny teny malagasySamgaraPio IVRavalomanana MarcAndro faranyNekao IIPoopyRatsiraka DidierTsinyVolanaSamsônaTazomokaSambatraRepoblika MalagasyPrôtestantismaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Foko eto MadagasikaraApôstôly roa ambin' ny foloFanatontoloanaAlarobiaFanekem-pinoana apôstôlikaMatoanteny1940FianakavianaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaGovernemantaTetiandro litorjika kristianaFiainana ara-panahySiliaMpampiankina fehezankevitraSakramentan' ny filaharana🡆 More