Paederia

Paederia dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rubiaceae.

Mamoaka fofona mahery mivoaka rehefa potehina na mangana ny raviny na ny tahony.

Paederia
Paederia foetida

Eto Madagasikara dia fantatra amin' ny anarana hoe laingo na lengo ireo zavamaniry ireo (Paederia argentea: kotrokantsina, laingomaimbo, laingomantsina, laingovahira, tamboro, tamboromaimbo, tamboromantsina, tamborona, zamboromantsina; Paederia bojeriana: laingo, laingobe, laingomaimbo, laingomantsina, lengo, taimboro, tamboro, tamborona, zamboromantsina; Paederia farinosa: vahimantsy, zamala; Paederia grevei: laingovahira, lengo, lengomaimbo, lengomantsina)

Karazana;

  • Paederia brasiliensis (Hook.f.) Puff (South America)
  • Paederia bojeriana
  • Paederia cruddasiana Prain – Sewervine (Asia)
  • Paederia farinosa
  • Paederia foetida L. (syn. Paederia scandens) – Skunkvine (Asia)
  • Paederia lanata
  • Paederia lanuginosa
  • Paederia linearis Hook.f.
  • Paederia majungensis
  • Paederia mandrarensis
  • Paederia pilifera
  • Paederia pospischilii
  • Paederia sambiranensis
  • Paederia taolagnarensis
  • Paederia thouarsiana

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kônsily Vatikàna IISalamo faha-37Rainay any an-danitraAntankaranaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAostraliaPneomatôlôjiaMpisolo (fitsipiteny)Lee TrevinoDokuWikiTantaraForyPakistànaIamblikôsyMosesyNosy KanariaArabo (vahoaka)Fiteny anglisyOlombelonaJames Dewey WatsonValve CorporationFamadihanaFanahy Masina (kristianisma)VintanaJoroLôndônaBetsimisarakaRy Tanindrazanay malala ôRanavalona IIEkoadôraIreneo avy any LogdanomaFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeEpistily ho an' ny RômanaFaraoFanekem-pinoana apôstôlikaMisterin' ny PaskaFameno (fitsipiteny)Testamenta TalohaMounir Aziz DaoudFiteny bielôrosianaMayotteMadagasikara zanatany frantsayHôngriaBootjack, KaliforniaBanto (vahoaka)1899AndriamasinavalonaFaritra BoenyFanekem-pinoana11 NovambraPaska jiosyFiteny soedoàKôlômbiaAbu Mansur al-BaghdadiSampan-tenyBôliviaTeknôlôjiaFandraisanaSaretySiansaZanamalataApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsySalavantanin' i GazaVanim-potoana kristianaAndrianaTalataSôfia (gnôstisisma)Apôkalipsy voalohan' i JakôbaF🡆 More