Omar Bongo

I Omar Bongo na Omar Bongo Ondimba na El Hadj Omar Bongo Ondimba dia mpitondra fanjakana gabôney, teraka tamin' ny 30 Desambra 1935 tao Lewaï (Afrika Ekoatôrialy frantsay) ary maty tamin' ny 8 Jona 2009 tany Barcelona (Espaina).

Filoham-pirenen' i Gabôna izy nandritra ny 42 taona nanomboka tamin' ny 2 Desambra 1967 hatramin' ny 8 Jona 2009 nahafatesany.

Omar Bongo
Omar Bongo tamin' ny taona 1973

Tags:

EspainaGabôna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NevadaBokin' i IsaiaTendrontanyAntanosyKatrafayEorôpa Atsimo-AtsinananaPaoly (apôstôly)GoogleMahmoud TaleghaniAfrika AfovoanyKisarisary ÔfitaRajoelina AndryGabônaEtazoniaTetiandro litorjika kristianaFaritany eto MadagasikaraWikipediaDesambraEkoadôraFiteny darySongosongoFiangonana zandrinySikidy malagasyMistery masinaFameno (fitsipiteny)1923HazomangaVintana (finoan-drazana malagasy)FanandroanaRégis Rajemisa RaolisonFanahyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaTontolo iainanaMpamaritra (fitsipiteny)EtiôpiaJesoaBolokySoedaKiwixMalagasy (vahoaka)ZorofirarazanaFaritra Amoron' i ManiaSiansaBibilava(104249) 2000 EQ136Pistisy SôfiaFiteny betsimisaraka avaratraJodaismaWayback MachineHasina (fizarazaràna)Ny valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraJôbaFiteny bengalyVarotraWikimaniaBokin' i JôbaFiteny antankaranaBaiboly katôlikaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraJean-Joseph RabeariveloHijra18661982Bokin' ny SalamoAndriamiseza LucienAsombola1524IndôneziaFanonganam-panjakana🡆 More